Fity Andreas Fitahiana

Fity Andreas Fitahiana Aleo manao ny mety �

Araraoty ny fiainana ,manaova ny marina hatsany😀😀
06/03/2023

Araraoty ny fiainana ,manaova ny marina hatsany😀😀

Felicitatio ma star 🥰
24/09/2022

Felicitatio ma star 🥰

Aminazy e
10/08/2022

Aminazy e

NY VEHIVAVY FOHY (hono...)

Tsy eto Gasikara ihany
Fa rehefa vehivavy, n'aiza n'aiza eto an-tany
Rehefa tsy ampy refy dia somary mahay vava
Ny vatany no fohy, fa ny lelany dia lava

Ny itovizan'izy ireo?
Kizintina no sady mikarantsana ny feo
Be vanitika matetika no sady tia mitsiky
Rehefa tena "latsaka" mirarak'ivy mihitsy

Hein! aza andramana tsindritsindriana
Fa avy hatrany dia raikitra fifamaliana
Ny vava ny azy no antsy anindromany
Ny vatany kely fa... aza mba voany

Raha vao jerena tampoka dia toy ny mbola zaza
Tsy afa-po sakafo e, mitaraina "noana lava"
Raha lehilahy tsy manam-bola,
Fadio ry kiala fohy fa sao ho sola vao tanora

Saingy izao no mahagaga
Rehefa fohy ka bota dia matetika toa manja
Be fitiavana izy ireny ka tandremo ivadihana
Sao ho hàlany maizina ka ho sahirana

Tsikaritra fa... "tia fianarana izy ireny"
Fireherahàn'ny Ray aman-dReny
Miketrika loatra ka tsy mba voafeh(y)
Dia manao solomaso matevina be

Farany,
Jereo nge 'lay sary fa mahafatifaty e
Rehefa manoroka kosa tsy ratsy an
Ndriii... mambabo ny foko fa romantika
"Kanto ny fohy na somary masiaka e?"

Sangin'i Equi Kalo 😉

21/05/2022

Masa anao anaraka ny pejy official Fity Andreas fa manana zavatra bediabe atolotro ho anao ato

Send a message to learn more

Address

Nanisana
Antananarivo
FITYKELY

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fity Andreas Fitahiana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share