Mpivarotra Sarimasina Asa tanana Malagasy

Mpivarotra Sarimasina  Asa tanana Malagasy Sarimasina

Zay ko ange reto ka manana zavtra tsara kely ee🥰🥰🥰 porte cle 🥰 izahay mihitsy ange no manao anito e😍 afaka misafidy Sary...
05/09/2026

Zay ko ange reto ka manana zavtra tsara kely ee🥰🥰🥰
porte cle 🥰
izahay mihitsy ange no manao anito e😍
afaka misafidy Sary ianareo, afaka manome Logo iany ko

Lacroix  atao ao atrano tena mety aminy ♥️ Na Fianarana. ♥️15000 ariary ty ah 🥰 fa ho anareo Sekoly mila maromaro afak m...
05/09/2026

Lacroix atao ao atrano tena mety aminy ♥️
Na Fianarana. ♥️
15000 ariary ty ah 🥰
fa ho anareo Sekoly mila maromaro afak miresaka isika🥰🥰
manao Livraison foana izahay ah 🛵🛵🛵
afaka Tonga dia miatso 0343011748

03/09/2026

Zoma voalohany rahampitso ah aza adino ny mamonjy azy🥰🥰 Mirarisoa ho antsika rehetra 🥰

chaplet Hazo  🥰 Tena manitra efa miaraka boite ko ty 😍😍 12000 ariary aza misalasala madefa Mp 😘 afaka manao livraison 🛵🛵...
02/09/2026

chaplet Hazo 🥰 Tena manitra
efa miaraka boite ko ty 😍😍
12000 ariary
aza misalasala madefa Mp 😘
afaka manao livraison 🛵🛵 Na any aza🛵

chalet mazava alina🙏 efa miaraka  🥰12000 ariary tena tsara reto ah 🥰 afaka manao livraison foana na aiza na aiza 🛵🛵🛵
02/09/2026

chalet mazava alina🙏
efa miaraka 🥰
12000 ariary
tena tsara reto ah 🥰
afaka manao livraison foana na aiza na aiza 🛵🛵🛵

iza mo ilay nitady anito tato Mp ary eee♥️Lacroix st benoit lehibe 11cm .5,5cm .20000 ariary afaka atao eo Antokonabarav...
02/09/2026

iza mo ilay nitady anito tato Mp ary eee
♥️Lacroix st benoit lehibe
11cm .5,5cm .
20000 ariary
afaka atao eo Antokonabaravarana .🙏
20000 ariary. ♥️
manga
Mena
maity
Fotsy 🥰
afaka manao livraison foana izahay 🛵🛵

02/09/2026
bsr porte cle🥰 porte cle Religieux 😍 afaka atao cadeau tsara ❣️ st Antoine de Padoue : Mitady zavatra very🙏 st Christoph...
01/09/2026

bsr porte cle🥰
porte cle Religieux 😍
afaka atao cadeau tsara ❣️
st Antoine de Padoue : Mitady zavatra very🙏
st Christophe : Mpiaro Voyageurs sy mpitondra Fiara na moto ❣️
dia miampy Croix 🙏
10000 ariary afaka manao livraison izahay 🛵🛵

salama daholo 😍 misy zavatra vao2 foana e🥰 vavaka Hasivinadro indray no atolotra ho atsika 🥰🥰
01/09/2026

salama daholo 😍 misy zavatra vao2 foana e🥰
vavaka Hasivinadro indray no atolotra ho atsika 🥰🥰

31/08/2026

Ny Evanjely Anio

Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Herinandro Faharoa amby roapolo tsotra Mandavan-taona

Evanjely Masina nosoratan’i Md. Lioka 4, 16-30.

"Nirahiny hitory ny teny soa mahafaly amin’ny malahelo Aho ... Tsy misy mpaminany hajaina amin’ny tany nahabe azy."

Tamin’izany andro izany, i Jesoa dia tonga tany Nazareta tanàna nahabe Azy, ary niditra tao amin’ny Sinagôga araka ny fanaony tamin’ny andro sabata, ary nitsangana hanao ny famakian-teny. Natolotra Azy ny bokin’i Izaia mpaminany, ka nony novelariny dia hitany ny teny voasoratra hoe: “Ato amiko ny Fanahin’ny Tompo, fa nanosotra ahy hitory teny soa mahafaly amin’ny malahelo Izy sy naniraka ahy hankahery ny torotoro fo, hilaza fahafahana amin’ny mpifatotra sy fahiratana amin’ny jamba, hanafaka izay nampahorîna ary hitory ny taom-pahasoavan’ny Tompo sy ny andron’ny famaliana.” Nony nahorony ny boky dia naveriny tamin’ny mpitandrina ka nipetraka Izy, ary nifantoka tany Aminy avokoa ny mason’izy rehetra tao amin’ny sinagôga. Dia rafitra niteny taminy indray i Jesoa nanao hoe: “Androany no efa tanteraka eo amin’ny sofinareo izany Soratra izany.” Ary nankalaza Azy izy rehetra, sady talanjona noho ny tenim-pahasoavana naloaky ny vavany, ka hoy ireo: “Tsy ny zanak’i Jôsefa va itý?” Ary hoy kosa i Jesoa taminy: “Marina raha tsy ataonareo amiko ilay ohabolana hoe: “Dokotera, sitrano aloha ny tenanao. Ny zava-mahagaga renay nataonao tany Kafarnaôma mba ataovy eto amin’ny tany nahabe Anao koa.” Dia notohiziny hoe: “Lazaiko marina aminareo fa tsy misy mpaminany hajaina amin’ny tany nahabe azy. Ary lazaiko marina aminareo koa fa maro ny mpitondratena tamin’i Israely tamin’ny andron’i Elia, raha nihantona telo taona sy enim-bolana ny orana ka voan’ny mosary mafy ny tany rehetra, nefa tamin’izy ireo tsy nisy nanirahana an’i Elia na dia anankiray aza, fa tamin’ilay vehivavy mpitondratena tany Sareptà any amin’ny tany Sidôna ihany; ary be koa ny boka tao amin’i Israely tamin’ny andron’i Elisea mpaminany, nefa tsy nisy

Address

Antananarivo
MEDAILLE

Telephone

+261343011748

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpivarotra Sarimasina Asa tanana Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share