Varotra légume

Varotra légume Resaka vokatra misy eto amintsika

☑️ Mbola misy hatrany ny machine trancheuse paty gasy☑️ Mafy tsara no sady mora ampiasaina ☑️ @ vidiny mirary
01/08/2026

☑️ Mbola misy hatrany ny machine trancheuse paty gasy
☑️ Mafy tsara no sady mora ampiasaina
☑️ @ vidiny mirary

☑️ Ho anao izay vao anangana projet famokarana paty gasy ☑️ Na efa misehatra @ famokarana paty gasy ➡️dia indro misy mac...
04/07/2026

☑️ Ho anao izay vao anangana projet famokarana paty gasy

☑️ Na efa misehatra @ famokarana paty gasy

➡️dia indro misy machine fitetehana hatolotra anareo

🚚 afaka mandefa any @ Faritra

Ho anareo mikasa hanangana tetikasa fanamboarana paty gasy!Mitady milina fitetehana paty gasy azo itokisana ve ianao?✅ M...
30/06/2026

Ho anareo mikasa hanangana tetikasa fanamboarana paty gasy!

Mitady milina fitetehana paty gasy azo itokisana ve ianao?

✅ Milina fitetehana paty gasy manify sy mitovy tsara ny fanapahana.
✅ Mafy, mateza ary natao haharitra.

📩 Mifandraisa aminay raha mila fanazavana fanampiny na te hanafatra.

21/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Maman'i Ilo, Fit Hina

Mitady poireaux ve ianareo ? 🌱Izahay dia afaka mamatsy na eto Antananarivo na any amin’ny faritra✅ Famatsiana azo antoka...
21/05/2026

Mitady poireaux ve ianareo ? 🌱
Izahay dia afaka mamatsy na eto Antananarivo na any amin’ny faritra

✅ Famatsiana azo antoka
✅ Fiaraha-miasa maharitra
✅ Misy légume hafa ihany koa

📩 Tongava ato anaty hafatra miafina raha mila fanazavana na te hiara-hiasa.

04/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ony Cavani Onyyh, Hantatiana Masomboly

Fitetehana Paty Madinika➡️ Mafy ✔️➡️ Kalitao ✔️➡️ Mora ampiasaina ✔️➡️ Compatible machine ✔️➡️ Enao sisa no andrasana fa...
28/03/2026

Fitetehana Paty Madinika
➡️ Mafy ✔️
➡️ Kalitao ✔️
➡️ Mora ampiasaina ✔️
➡️ Compatible machine ✔️
➡️ Enao sisa no andrasana fa efa maro no afapo

Address

Antananarivo

Telephone

+261342433738

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Varotra légume posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share