Rayah's Boutik

Rayah's Boutik 👉🏽ARTICLE *SHEIN 😚🎁
bienvenue 🙏

22/11/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! V'olana Naycha Nomemenjanahary, Zo Arria, Øø Voary Øø

03/10/2025

Hein🤨🤭

27/09/2025

🥺🇲🇬

25/09/2025

Mety

Courage 😥
25/09/2025

Courage 😥

Inona moa izany no mahadiso raha mitaky ny antony andoavany facture isambolana ny Malagasy?🇲🇬
24/09/2025

Inona moa izany no mahadiso raha mitaky ny antony andoavany facture isambolana ny Malagasy?🇲🇬

23/09/2025

⭕️Hoy ny vadin'i LEDA:

Diso ve aho raha mizara ity aminareo ny fahoriana manjo anay mianaka...

Ny vadiko dia mamono anay vady aman-janany isan'andro. izy dia mpilalao baolina malaza tao amin’ny Barea tamin’ny 2019, ilay goal Leda.

Ilay zanakolahy kely 14 taona miezaka miaro ahy satria nodarohany foana aho sady noroahany hoe "mandehana mandeha fa tsisy anao ato amin’ity trano ity, ny andro alina."
Dia mba niaro ahy mamany ilay zanako kely dia izy indray no darohan’i Leda sady miaraka amin’ny ompa sy ny teny ratsy variraraka.

Efa faramparany vao tonga saina aho nametraka finday ni-enregistrer ny sary satria izay izy vao tonga saina hoe filmer-na miafina, fa efa vono sy daroka ela be ny talohan’io.
Nitory tao amin’ny police Tsaralalàna tamin’ny sabotsy teo aho, dia omaly convoqué tany izy. Dia androany mbola miverina any amin’ny police indray aho.

Dia matahotra be ankehitriny izahay mianaka fa manindrinindry be i Leda hoe éataovy izay fitoriana fa tsy hahavoa azy".

22/09/2025

fa misy inona @ 25 Septembre?🥹tsy maharaka zahay fa jiro koa tapaka lava🤗

Address

Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rayah's Boutik posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share