Dolly's choco

Dolly's choco chocolat homemade
Chocolat Madagascar

Offres spécial  Noël🌟🌟plus que quelques jours avant Noël et la fête de fin d'année. Ces petits packs de chocolats vous s...
02/12/2025

Offres spécial Noël🌟🌟plus que quelques jours avant Noël et la fête de fin d'année. Ces petits packs de chocolats vous sont proposés à de très bon prix 💯 , n'hésitez pas à nous contacter
Les mini tablettes de chocolat personnalisé à 400 ar
Les sucettes au chocolat à partir de 1. 300 ar
Pack joyeux Noël+ assorties à 10.000 ar
Pack spécial opération à partir de 5.000 ar à 15.000 ar
Les magnums cake = 3000 ar + boîtes 1.000 ar
⚠️ Nos commandes sont limitées en fonction de nos capacités
☎️ Contact : 034 99 853 32

Izany indray Zao no thème tato ato 😊🥰Lasa maharaka tsy fidiny koa izahayBonne journée daholo
23/10/2025

Izany indray Zao no thème tato ato 😊🥰
Lasa maharaka tsy fidiny koa izahay
Bonne journée daholo

Tsiaiko aloha Zay any fa misy efa micommande an'zao e🫡.
14/10/2025

Tsiaiko aloha Zay any fa misy efa micommande an'zao e🫡.

Am 20h 30 indray Ilay kabary fa mandram - piandry an'izay aloha dia ndao hijery an'ireto isika e. Efa misy livraison foa...
13/10/2025

Am 20h 30 indray Ilay kabary fa mandram - piandry an'izay aloha dia ndao hijery an'ireto isika e. Efa misy livraison foana amin'izay😊

Efa miverina miasa izahay TompokoMaraina ihany aloha hatreto ny livraison 😊
06/10/2025

Efa miverina miasa izahay Tompoko
Maraina ihany aloha hatreto ny livraison 😊

Miato Kely aoha ny fandraisana commande,fa  izay  efa confirmé rehetra kosa  tompoko dia tanterahinay foana na dia eo az...
29/09/2025

Miato Kely aoha ny fandraisana commande,fa izay efa confirmé rehetra kosa tompoko dia tanterahinay foana na dia eo aza ny olana misy eto amin'ny firenena😊.
Ady hiaraha manana ny tolona Jiro sy rano satria ilainy amin'ny asanay tokoa ny jiro, koa dia miaraka amin'ireo tanora manohana Izany fitakiana Izany izahay🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Na dia eo aza ny hafitsok'ity jiro ity tato ato dia miezaka be izahay manome fahafalim Po hoanareo client anay 😌.
22/09/2025

Na dia eo aza ny hafitsok'ity jiro ity tato ato dia miezaka be izahay manome fahafalim Po hoanareo client anay 😌.

Iza Mbola tsy nahita ana photo réel ?😂Bonne journée daholo.
15/09/2025

Iza Mbola tsy nahita ana photo réel ?😂
Bonne journée daholo.

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Lovatiana Vanessa, Sa Bîî
18/08/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Lovatiana Vanessa, Sa Bîî

Dia inon aza no hambarako🤣🤣.Aleoko miomehy. Excuse valable
05/08/2025

Dia inon aza no hambarako🤣🤣.
Aleoko miomehy. Excuse valable

Afaka miditra message privée izay mikarakara opération Chocolat rehetra
19/07/2025

Afaka miditra message privée izay mikarakara opération Chocolat rehetra

Mahazatra ny maso foana Ilay bleu et blanc, fa tena tsara ihany koa Ilay bleu sy noir
07/07/2025

Mahazatra ny maso foana Ilay bleu et blanc, fa tena tsara ihany koa Ilay bleu sy noir

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261349985332

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dolly's choco posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category