06/09/2026
Niomehezan’ny olona za taloha hoe ny nofinofiko mba andeha ho any amzany Chine🇨🇳haka entana
Inona ny antony hoy ianareo izay mahay?
(ao am commentaire ny valiny)
Tongako ihany nefa ilay tanjoko na dia somary mafy aza vao tonga 🇨🇳
Nijery fotsiny ireo niomehy avy eo🫣