AIDI DECOR

AIDI DECOR Trouvez tout chez nous !

11/05/2026

💣Taloha aho natahotra ny ho very namana, fa ankehitriny aho matahotra ny ho very fotoana!

Ny namana mbola azonao tadiavina , mbola hahita vaovao ianao raha lasa izy
Fa ny fotoana , inona no mahasolo azy na dia 1 segondra aza ??? 🕕🕕

✨Fahatakarana ny fiainana ✨
Tahiana amin'ny fomba miavaka 🌹🌹

06/05/2026
06/05/2026

🛑🛑Vaovao ratsy : TSISY MAHARITRA MANDRAKIZAY

✅✅Vaovao tsara : TSISY MAHARITRA MANDRAKIZAY

Rehefa mandalo ady ianao dia tadidio fa TSY MANDRAKIZAY IO

Rehefa mahazo fahasoavana ianao dia "HIFALIO " satria tsy MANDRAKIZAY IO

✨Fahatakarana ny fiainana✨
Tahiana amin'ny fomba miavaka 🌹🌹

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261348081548

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AIDI DECOR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share