Prisca Beauté & Store

Prisca Beauté & Store Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Prisca Beauté & Store, Antananarivo.

Un grand merci à mes nouveaux followers !Sïtra Ka, Olga Vololonirina, Mïckãëllã Sãrõbïdy, Maela Ramananiasy, Tsara Rindr...
11/07/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers !

Sïtra Ka, Olga Vololonirina, Mïckãëllã Sãrõbïdy, Maela Ramananiasy, Tsara Rindra

Mirary Asaramanitra sambatra ho any malagasy tsy vakivolo🎉🎊🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬Indrindra ny abonnés sy ny clientes nay a❤️🥂🙏Mankasit...
25/06/2026

Mirary Asaramanitra sambatra ho any malagasy tsy vakivolo🎉🎊🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Indrindra ny abonnés sy ny clientes nay a❤️🥂🙏
Mankasitraka feno tompoko t@ fanjifana sy fikarakarana ny fahamanjana fa tena tonga marobe ianareo❤️🙏
De ialana tsiny etoana ho an izay tsy voaray fa @ manaraka indray 😚🙏
♥️♥️ Mirary ny tsara indrindra hatrany♥️♥️
🥰Misokatra ny salon ny rahampitso an 🥰

Coucou les beautés 👋😘❤️Tena efa mangatsiaka aki ny andro a 💭Manaova mafana miaraka amin ireto Bote tena top be❤️sady sty...
22/06/2026

Coucou les beautés 👋😘❤️
Tena efa mangatsiaka aki ny andro a 💭
Manaova mafana miaraka amin ireto
Bote tena top be❤️sady stylé be ireto❤️
Afaka ho entina aminy Asaramanitra🇲🇬 🎉 ihany koa an😍
Mp na tonga de miantso izay liana
Manao livraison @ faritra
🥰🥰🥰🥰🥰🥰

21/06/2026

Miarahaba sy mirary fety sambatra ho any Ray rahetra🥂🍾🎂🎊🎁🎉
Tiavo Dada dieny mbola eo ❤️❤️❤️

💖Coucou les beautés 😘👌Elaela kely zay e🙄🥰       ✨️  Feno arrivage mamy kely ato beauté a👜De ndao ndray ary hiantsena e💖👇...
18/06/2026

💖Coucou les beautés 😘👌
Elaela kely zay e🙄🥰
✨️ Feno arrivage mamy kely ato beauté a👜
De ndao ndray ary hiantsena e💖👇
fans ❤️❤️❤️

Coucou🤗👋😘❤️Ato ary fa prix  tena mora indrindra 💝👇
09/06/2026

Coucou🤗👋😘❤️

Ato ary fa prix tena mora indrindra 💝👇

Coucou😍😍Ndao amin’izay ary e!Hizara goûter sy sac mamy kely isika an💝▶️Miantsoa namana hi abonné ny page🥰🥰🥰▶️Dia partage...
06/06/2026

Coucou😍😍
Ndao amin’izay ary e!
Hizara goûter sy sac mamy kely isika an💝

▶️Miantsoa namana hi abonné ny page🥰🥰🥰
▶️Dia partageo ity pub ity 🥰🥰🥰
▶️Fa izay manao partage betsaka💝
▶️sy miantso namana betsaka 💝
▶️tsy maintsy mahazo🎁👜💵❤️

❣️ Live sac sy tirage isika Dimanche 20h❣️
Atoavy hoe :🤩 "mila cadeaux"🤩 ao aminy commentaire ary e👇@ Tout le monde

06/06/2026
💖Bonjour 👋 beauté 💅💝Jereonareo anie ny sary e👇➡️ Iza lay mankafia mini sac 👜 kely montana                        kely in...
02/06/2026

💖Bonjour 👋 beauté 💅
💝Jereonareo anie ny sary e👇
➡️ Iza lay mankafia mini sac 👜 kely montana kely iny ?☺️
➡️Varié tsara izy ato an💖 amin’ilay tianareo ❤️ be daholo fa aza miala lavitra🥰

➡️Asiantsika 💓🎆LIVE🎆 💓manja be ratoandro ary e ‼️12h a 14h ‼️

Fa jereo aloha ny patiny Beauté a

Address

Antananarivo

Telephone

+261346071039

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Prisca Beauté & Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share