Balsama

Balsama Nambintsoa Riantsoa Friperie Tsara , dia faly mandray nao 😍🥰😊
034 41 768 32

Pantalon jean Homme..Prix ❌  15 000Ar❌ ny iray🌺Pt 30 à 49🌺 Aza adino ny mi-J'aime page fa hizara ny mora eto foana isika...
30/04/2025

Pantalon jean Homme..
Prix ❌ 15 000Ar❌ ny iray
🌺Pt 30 à 49🌺

Aza adino ny mi-J'aime page fa hizara ny mora eto foana isika nefa tsara daholo 😊🥰❤️

Hatao solde be daholo ireto robe 👗 👗 Maxi 🥰❤️ mety hoentina mivavaka, mety hanaovana amin'ny paka tsara 😍😍 20 000ar daho...
14/04/2025

Hatao solde be daholo ireto robe 👗 👗 Maxi 🥰❤️ mety hoentina mivavaka, mety hanaovana amin'ny paka tsara 😍😍 20 000ar daholo izay hitareo ao. Ao amin'ny commentaires ny Taille 👗👗.
Aza adino ny mi-J'aime ny page ❤️❤️

Homano ary ny Fety e 😊😊 ROBE Mihaja be daholo nefa alefa tsika Mora 😱😱❤️👗👗 misy Robe fiançailles, hoentina mivavaka, mam...
20/03/2025

Homano ary ny Fety e 😊😊 ROBE Mihaja be daholo nefa alefa tsika Mora 😱😱❤️👗👗 misy Robe fiançailles, hoentina mivavaka, mamonjy mariage sns... Ao amin'ny commentaires daholo ny sary sy ny Taille . 8000ar à 35 000 monja 😱😱🥰🥰

Ireto ary ny tsara e ROBE PULL Taille S na M mety foana20 000ar monja ny iray 🥰Blouson doudoune lehilahy Xl 25 000ar
31/05/2024

Ireto ary ny tsara e
ROBE PULL Taille S na M mety foana
20 000ar monja ny iray 🥰
Blouson doudoune lehilahy Xl
25 000ar

Aleo asintsika lalao kely Ary fa tsy hoe mivarotra foana eAsio J'aime ny page 😊 mentionné-o ny namana , de partager-na n...
23/04/2024

Aleo asintsika lalao kely Ary fa tsy hoe mivarotra foana e
Asio J'aime ny page 😊 mentionné-o ny namana , de partager-na ny page 😊
Izay mahazo réaction maro no mahazo ireto cadeau mamy kely ireto ❤️

Tsara tena tsara👗, vaky b***e robe👗👗sy poketra 🧳 mihaja, Taille S, M, L ho alefako mora ho an'ny izay mbola hivarotra ka...
01/04/2024

Tsara tena tsara👗, vaky b***e robe👗👗sy poketra 🧳 mihaja, Taille S, M, L ho alefako mora ho an'ny izay mbola hivarotra ka Haka azy rehetra🥰
Ho an'ny izay maka détails kosa de 10 000ar 😱monja de miakajo tsara taré👗👗👡👢. Alefako ao amin'ny commentaires ny taille sy ny sary 😊

Arrivage Jouet Dure 20kgKilalao tena tsara, misy karazany maro, misy ordinateur éducatif kely, tablette éducatif. Misy k...
21/03/2024

Arrivage Jouet Dure 20kg
Kilalao tena tsara, misy karazany maro, misy ordinateur éducatif kely, tablette éducatif. Misy karazany be de be.
Prix ho an'ny olona mbola hivarotra 🥰😊 mp ary e. Frip mafy tsara 😍

Kilalao tsara be daholo, Ordinateur éducatif, sady misy jeux be de be no misy lesona, ao amin'ny commentaires daholo ny ...
23/01/2024

Kilalao tsara be daholo, Ordinateur éducatif, sady misy jeux be de be no misy lesona, ao amin'ny commentaires daholo ny prix. Afaka manatitra Izahay.
Manjakaray .

Gisa efa tena ngeza be57 000ar Manjakaray034 73 544 18
11/11/2023

Gisa efa tena ngeza be
57 000ar
Manjakaray
034 73 544 18

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Balsama posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share