Maki Company analakely

Maki Company analakely tee-shirteries et prêt à porter

Loko vaovao 😍😍Mba hanananareo safidy misimisy kokoa dia namoaka an’ity loko vaovao ity  izahay : "vert kaki" 👌👌Aza mitad...
09/06/2026

Loko vaovao 😍😍

Mba hanananareo safidy misimisy kokoa dia namoaka an’ity loko vaovao ity izahay : "vert kaki" 👌👌

Aza mitady lavitra intsony raha mbola tsy nahazo fanomezana ho an’i dada fa tonga dia mety tsara ity tee-shirt ity 😊😊

Prix: 69 000ar
Tailles: S, M, L, Xl, 2xl

Azontsika jifaina ety aminy " Maki Company Analakely" ❤️ andohan’analakely en face poste
038 30 830 89

06/06/2026

Ohatran’izao ilay kapa modely vaovao antsika 😍
Atao cadeaux an’i dada aminy fetiny 🥰

Sandale croisé
Couleur: marron, camel
Pointure: 40 - 41 - 42 - 43 - 44- 45
Prix: 89 000ar

Ataontsika livraison gratuit izy ireto amin’ity herinandro ity 👌

Maki company analakely
Esplanade analakely en face poste
038 30 830 89

Ary raha ohatran’ireto indray ny modèle ana kapa antsika vaovao? 😍😍Azontsika jifaina ety analakely manomboka rahampitso ...
04/06/2026

Ary raha ohatran’ireto indray ny modèle ana kapa antsika vaovao? 😍😍

Azontsika jifaina ety analakely manomboka rahampitso izy ireto 🥰🥰

Prix: 89 000ar

Maki company analakely
Esplanade analakely en face poste
038 30 830 89

Misy an’ireto pancho ireto koa ato aminay annn 😍Na " robe boubou" hoy ianareo ❤️Prix: 99 000ar Maki company analakely Es...
04/06/2026

Misy an’ireto pancho ireto koa ato aminay annn 😍
Na " robe boubou" hoy ianareo ❤️

Prix: 99 000ar

Maki company analakely
Esplanade analakely en face poste
038 30 830 89

Satria fetiny reny rahampitso 🥰Satria tiantsika dia tiantsika tokoa izy ireny ❤️Dia andao asiantsika "LALAO" hoan’ny and...
30/05/2026

Satria fetiny reny rahampitso 🥰
Satria tiantsika dia tiantsika tokoa izy ireny ❤️

Dia andao asiantsika "LALAO" hoan’ny androany, lalao ahazoana " TOTE BAG" tsara kely aminy sary 😍

Fepetra:
- hoan’ireo miantsena fanomezana hoan’i neny androany,
- hoan’ireo 10 voalohany tonga manjifa mivantana ety an- tsena ihany ny tolotra
- na entana iray aza no vidianao dia efa mahazo azy,
- mampiseo an’ity publication ity ianao rehefa miantsena
- tsy tafiditra anatin’izany kosa anefa ny fanjifana ny kapa promotion

Ety aminy esplanade analakely ny fotoana avy eo,
Misokatra aminy 8 sasany maraina hatraminy 5 ora ariva izahay androany

Maki company analakely
Esplanade analakely en face poste
038 30 830 89

Faram-parany ary e 😍😍SANDALE PROMO 38 000ARcouleur: rouille sy vert Pointure 35 à 40 👌👌Eny tompoko 38 000ar izy ireto ra...
19/05/2026

Faram-parany ary e 😍😍
SANDALE PROMO 38 000AR
couleur: rouille sy vert

Pointure 35 à 40 👌👌

Eny tompoko 38 000ar izy ireto raha 59 000ar teo aloha, ho an ireo mbola tsy nahazo 🥰

Maki company analakely
Esplanade analakely apitany poste
038 30 830 89

Ireto indray ary ny " PANTALON PAREO"  antsika 😍😍Aminy endriny vaovao ❤️❤️Vita aminy lambahoany izy ireto, natao amin il...
13/05/2026

Ireto indray ary ny " PANTALON PAREO" antsika 😍😍
Aminy endriny vaovao ❤️❤️

Vita aminy lambahoany izy ireto, natao amin ilay tianareo, misy "logo" maki lehibe 👌👌

Vidiny: 99 000ar

Maki company analakely
Esplanade analakely en face poste
038 30 830 89

Tsara alahady daholo oooo 😊😊Mbola manana an ilay kapa maintso isika an, Prix liquidation : 38 000ar Pointure: 35, 36, 37...
03/05/2026

Tsara alahady daholo oooo 😊😊

Mbola manana an ilay kapa maintso isika an,
Prix liquidation : 38 000ar
Pointure: 35, 36, 37, 38, 39, 40,
41, 42 ,43 ,44, ,45

Maki company analakely
038 30 830 89

Miarahaba eee 😊😊Hoy ianareo oe: "mba asio an ilay modèle logo be tsy misy sisiny ..." Mihaino ny fangatahanareo izahay k...
29/04/2026

Miarahaba eee 😊😊

Hoy ianareo oe: "mba asio an ilay modèle logo be tsy misy sisiny ..."
Mihaino ny fangatahanareo izahay ka dia ireto ary izy ireto fa tonga e 😍😍

Lambahoany amin’ilay matevina
Vidiny: 99 000ar

Maki company analakely
Esplanade analakely en face poste
038 30 830 89

Aona ianareo amin'ireto lambahoany tsika vaovao be  ireto?  😍😍Vo nivoaka mitsiny fa aza tara ❤️Vidiny tsy miova: 99 000a...
28/04/2026

Aona ianareo amin'ireto lambahoany tsika vaovao be ireto? 😍😍
Vo nivoaka mitsiny fa aza tara ❤️

Vidiny tsy miova: 99 000ar foana ihany
Amin’ilay matevina tsara tinareo 🥰🥰

Maki company analakely
Esplanade analakely en face poste
038 30 830 89

Address

Pavillon Analakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261383083089

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maki Company analakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Maki Company analakely:

Shortcuts

Share