21/05/2026
🌿✨ ZARA SOA ANIO
“Ireo teboka lehibe ahafahanao mitondra fanovana lehibe ho an’ny vatanao (R.A)”
💚 Ny rééquilibrage alimentaire dia tsy régime maharary, fa fomba fiaina manampy ny vatana hihena voajanahary sy ho salama.
🔑 TEBOKA LEHIBE 5 MANOVA VATANA
1️⃣ 🥗 Fihinanana voalanjalanja
👉 Misy: protéines + légumes + glucides voafantina
❌ Tsy mihinana “be tavy” na “be sucre”
✔ Manampy ny vatana hiasa tsara
2️⃣ 💧 Rano be isan’andro
👉 1,5L – 2L minimum
✔ Manadio vatana
✔ Mampihena “ballonnement”
✔ Manampy fandoroana tavy
3️⃣ ⏰ Fomba fihinanana ara-potoana
👉 3 repas/jour (tsy mitsambikina sakafo)
✔ Mifehy fahazotoan-komana
✔ Misoroka grignotage
4️⃣ 🚶♀️ Hetsika ara-batana (activité)
👉 Marche 20–30 min/jour
✔ Mampihetsika metabolism
✔ Mampihena tavy haingana kokoa
5️⃣ 🌙 Fisakafoanana maivana hariva
👉 Soup + légumes + léger
❌ Tsy sakafo mavesatra amin’ny alina
✔ Mampihena ventre + manatsara torimaso
💚 MESSAGE ZARA SOA
✨ “Tsy ny kely no mahasalama, fa ny voalanjalanja” 🔥 Manomboka amin’ny fiovana kely = vokatra lehibe 📉 Vatana tomady, fiainana vaovao