Fampandrosoana sy Fahombiazana ho an'ny Taranaka

Fampandrosoana sy Fahombiazana ho an'ny Taranaka public
(13)

Matetika ireto ny olana rehefa manao savony : malemy be Ilay savony, mafy be loatra, tsy mety mitambatra, mitambaingamba...
18/02/2025

Matetika ireto ny olana rehefa manao savony : malemy be Ilay savony, mafy be loatra, tsy mety mitambatra, mitambaingambaingana, manimba lamba, mandoro tanana sns ..

Izay indrindra no hanomezanay anao ity formation en ligne ity mba hifehezanao izany ary vao vita ny formation dia afaka manao pratique avy hatrany izay savony tianao ho atao ianao

Ireto avy ny zavatra ho hitanao ao amin'ny formation :

🚀Vidéo fanazavana ny théorie rehetra (2h, 16 min)
✅ Ny tsiambaratelo sy ny fikafika rehetra
✅Ny ankora fototra rehetra
✅Ny fiforonan'ny savony
✅Ny fepetra rehetra arahina

🚀Vidéo pratique 26min sy 7min

🚀Misy support Boky pdf ( recette commerciale sy base ary beauté)


👉Mahazo FIHENAMBIDY 33% izay 60 misoratra Anarana mialoha ka lasa 10 000Ar Raha toaka 15 000Ar aorinan'io

☎️ 038 35 047 49

PACK DE FORMATION TAMATAVE Mila manana fototra hiangana foana isika vao afaka manomboka amin'ny fambolena atao. Tsara il...
24/03/2024

PACK DE FORMATION TAMATAVE

Mila manana fototra hiangana foana isika vao afaka manomboka amin'ny fambolena atao.

Tsara ilay manandrana , fa tsara kokoa raha sady manana fahalalana no mampiatra. Rehefa hampiasa ny teknika fampivadiam-boly isika ohatra dia tsy maintsy mahafantatra ny sakafo ilain'ny zava-maniry tsirairay avy, indrindra fa ny akora hampiasaina eo amin'ny sakafony mba hampahomby izany.

Tsy afa misaraka amin'ny teknolojia sy ny fivoarahan'ny fahalalana koa nefa isika na izany aza satria ireo no hany tokana hampahomby ny fambolena izay atao.

Miova ny toetr'andro, dia miova arak'izay ihany koa ny teknika hampiasaina sy hampiarina.

Noho izany tsara raha manana fototra isika raha te hiroso lalina aty amin'ny sehatry ny fambolena matihanina

Ny fambolena biolojika rehetra dia tsy maintsy manaraka fitsipika sy teknika maro vao mahomby, toy izay ihany koa ny teknika Agroecologie. Fa ireo teknika fambolena roa ireo nefa ny fototra ho an'ny famokarana dia tsy inona izany fa ny fambolena biolojika sy ny Agroecologie

Ho an'ireo te handalina sy te hisitraka fampiofanana momba ireo lohahevitra anakiroa ireo dia natokana ho anao ity PACK FORMATION ao TAMATAVE ity, satria ny fototra rehetra sy ny teknika rehetra no arahana fampiaharana ka zaraina mandritra ny 3 andro be izao izany

3 Andro mifanesy no hanaovana izany ary amin'ny andro fahatelo dia pratika no atao. Azo atao ihany nefa na izany aza ny misafidy ny fotoana izay mety aminao sy ny lohahevitra mety tianao ho atao ao anatin'io 3 andro io

40.000Ar/J ny saran'io fiofanana io, miaraka amin'ny sakafo, support de formation ary bonus🤗. Natao miavaka izy io satria te hanome ny tsara indrindra ho anareo izahay

HO AN'IZAY TSY AFA-PO DIA AVERINAY NY VOLANAO.

Raha mila fanazavana fanampiny dia azo atao ny mandefa hafatra miafina na miantso ny laharana mahazatra

📞034 16 282 24 / 038 43 298 67

10 ihany no isan'ny mpiofana raisina amin'ity andiany voalohany ity ka rehefa feno io isa io dia mikatona ny fisoratana anarana

Mandroso miaraka no tanjona 🤗

TAMATAVE ... COURS PARTICULIER ho anao irery ihany 🤗PROMOTION AMIN'ITY VOLANA MARS ITYIzay module tianao hianarana ato a...
07/03/2024

TAMATAVE ... COURS PARTICULIER ho anao irery ihany 🤗

PROMOTION AMIN'ITY VOLANA MARS ITY

Izay module tianao hianarana ato aminay ... izay fotoana hahafahanao mianatra ihany koa ... ary indrindra izahay afaka manantona anao mampianatra 😍🥹

200.000 Ariary isan'olona ny saram - piofanana raha particulier.

Ny ingrédients en sus 🤗

Raha maromaro moa ianareo dia vao maika mora 😉

Antsoy ary ny laharana 034 16 282 24/ 032 55 979 47/ 033 07 544 92

- Cuisinez l'avenir avec notre expertise

FORMATION CHARCUTERIE N°2 Spéciale PâtésMino kosa izahay fa tena afa - po tanteraka Tamatave tamin'ireo formation natolo...
24/02/2024

FORMATION CHARCUTERIE N°2 Spéciale Pâtés

Mino kosa izahay fa tena afa - po tanteraka Tamatave tamin'ireo formation natolotray maro ireo nandritry ny volana Febroary ity.

Ity no hamaranana izany aloha 😋😉

Alahady izao ny fotoana amin'ny 02 ora folak'andro aty amin'ny Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

Ireto no hianarantsika :
- pâté de campagne
- pâté de viande
- mousse de foie gras
- Tsatsiou
- Boulettes chinoises
- Salade de museaux

Amin'ny sarany 60.000 Ariary ( y compris ingrédients )

⚠️ Tsy mampiasa kisoa mandritry ny pratique
Misorata anarana mialohany zoma izao dia mahazo fihenam- bidy ianao ka lasa 50.000 Ariary

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47/ 033 07 544 92

- Cuisinez l'avenir avec notre expertise

Ndao ho faranana milay ny formation aty Tamatave e !? 🥰💃Mbola afaka misoratra anarana ianao amin'ireto formation  ireto ...
24/02/2024

Ndao ho faranana milay ny formation aty Tamatave e !? 🥰💃

Mbola afaka misoratra anarana ianao amin'ireto formation ireto ❤️

😋 Formation Charcuterie spécial Mortadelle et salami ny sabotsy 02 Mars @08 ora maraina.

😋 Formation CAKE High level ny sabotsy sy alahady ho avy izao.

😋 Formation Charcuterie spécial pâté kosa ny alahady 03 Mars @ 02 ora folak'andro.

⚠️ Tsy mampiasa kisoa mandritry ny pratique

📌 Toerana hianarana tsy miova fa aty amin'ny Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

Efa mipetaka amin'ny affiche avokoa ny saram- piofanana

⚠️ Izahay no miantoka ny ingrédients sy ny fitaovana ampiasaina rehetra amin'io

Misorata anarana mialohany zoma izao raha te hahazo fihenam- bidy ianao 🥹😉

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47/ 033 07 544 92

- Cuisinez l'avenir avec notre expertise

FORMATION PETIT FOUR SALÉ TAMATAVE 😋Iza daholo moa ilay te hahay hanamboatra pizza, hamburger, petit pâté sns ...Théorie...
17/02/2024

FORMATION PETIT FOUR SALÉ TAMATAVE 😋

Iza daholo moa ilay te hahay hanamboatra pizza, hamburger, petit pâté sns ...

Théorie sy pratique avy hatrany 🤗
⚠️Mandray débutant

Fotoana tokana no omenay anao hahaizanao azy 😉

👉 Sabotsy 24 Février 2024 manomboka amin'ny 08 ora maraina

Toerana tsy miova fa aty amin'ny Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

✅️ Izahay no miantoka ny ingrédients sy ny fitaovana rehetra

✅️ Zaraina izay vita rehetra

⚠️ Misorata anarana alohan'ny zoma izao dia mahazo fihenam- bidy moins 10.000 Ariary ianao 😉

Vonjivonjeo ary fa voafetra ny toerana ah

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47/ 033 07 544 92

- Cuisinez l'avenir avec notre expertise

FARADOBOKA FORMATION TAMATAVE ⚠️Ho anao ilay niandry fatratra an'ireto formation  ireto 😁Fotoana izaoMisorata anarana ar...
17/02/2024

FARADOBOKA FORMATION TAMATAVE ⚠️

Ho anao ilay niandry fatratra an'ireto formation ireto 😁

Fotoana izao

Misorata anarana ary dieny izao.
Indrindra raha te hahazo fihenam - bidy ianao. 😉

👉 Formation Transformation SOJA ny alarobia 21 Février à 14H

👉 Formation Pâtisserie de Base Salé ny sabotsy 24 Février à 08H

👉 Formation En Perfectionnement Gâteaux ( gâteau Bavarois, Entremet sns ) sabotsy sy alahady 24 et 25 Février.

👉 Formation Pâtisserie de Base Sucré ny alahady 25 Février .

👉 Formation Biscuit commercial ny alarobia 28 Février 2024 .

👉 Formation Charcuterie N°2a ny sabotsy 02 Mars à 08H.

👉 Formation Gateau high level ny sabotsy sy alahady 02 et 03 Mars.

👉 Formation Charcuterie N°2b ny alahady 03 Mars 2024 à 14H.

Ny andinindininy mahakasika ny Formation tsirairay dia efa eo amin'ny affiche avokoa.

✅️ Izahay no miantoka ny ingrédients sy fitaovana rehetra ampiasaina

✅️ Izay vita dia zaraina sy azo entina mody.

📌 Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47/ 033 07 544 92

- Cuisinez l'avenir avec notre expertise

FORMATION SAUCISSE TAMATAVE 2024 Manoloana ny fihanaky ny aretina amin'izao, sao dia tokony ianao mihitsy no hikarakara ...
10/02/2024

FORMATION SAUCISSE TAMATAVE 2024

Manoloana ny fihanaky ny aretina amin'izao, sao dia tokony ianao mihitsy no hikarakara sy hanamboatra ny sakafo ho an'ny ao an - trano !? 😁

Eny e, sady afaka Tonga dia ataonao asa vaovao ihany koa anie 😉

Tapak'andro fotsiny no angatahinay aminao raha tena liana ianao.

Théorie + Pratique avy hatrany no atolotra anareo. Noho izany, na débutant aza ianao dia afaka mianatra tsara. 😄

Ireto no hianarantsika :
- Saucisse Gasy
- Saucisse Merguez
- Saucisse Boudin Blanc
- Saucisse Boudin Rouge
- Saucisse Chinoise
- Saucisse fumée
Bien sûr tsy maintsy mahazo recette surprise izay rehetra mianatra ka 🥹

Tadidio ity date ity : Alahady 18 Février 2024 miditra amin'ny 02 ora folak'andro

Toerana : Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

Saram - piofanana : 70.000 Ariary ( 60.000 Ariary raha misoratra anarana mialohany zoma izao ianao )

Izahay no miantoka ny ingrédients sy fitaovana rehetra ampiasaina amin'io fotoana io 🙏

Misorata anarana dieny izao ary fa voafetra ny isan'ny mpiofana azo raisinay. 🥰

☎️ 034 16 282 24 / 032 55 979 47/ 033 07 544 92

- Cuisinez l'avenir avec notre expertise

FORMATION TAMATAVE SUITE ....Dia oviana indray ny tohin'ny formation antsika !? 😁🥹Ireto indray ary ho anao ilay manontan...
10/02/2024

FORMATION TAMATAVE SUITE ....

Dia oviana indray ny tohin'ny formation antsika !? 😁🥹

Ireto indray ary ho anao ilay manontany fatratra ny amin'izany

👉 Formation Transformation lait ny Sabotsy 17 Février 2024 amin'ny 08ora maraina.

👉 Formation Décoration Gâteaux ( manomboka manamboatra pâtes gâteaux hatramin'ny décoration ... izany hoe mihinana gâteau namboarinao mihitsy ianao avy eo hihi ). Ny sabotsy 17 Février @ 02 ora folak'andro ary mitohy ny alahady 18 Février 2024 @ 10ora.

👉 Formation Saucisse ny Alahady 18 Février 2024 @ 02 ora folak'andro. ( Mitondra saucisse mody koa ianao 😋 )

👉 Formation Transformation SOJA ny Alarobia 21 Février 2024 manomboka amin'ny 02 ora folak'andro.

Inona moa ny mampiavaka anay amin'ny mpanao Formation hafa !?

👉 Ny ato aminay dia sady mazava tsara ny fanazavana théorique no tonga dia manao pratique avy hatrany 😘.

👉 Mandray débutant izahay ary tsy avelanay ianao raha tsy mahay mivoaka eo.

👉 Afaka miantso na manontany an'i Chef foana raha ohatra ka misy tsy nety ny natao tany an - trano.

👉 Izahay no miantoka ny ingrédients sy ny fitaovana rehetra ampiasaina rehefa mianatra isika 🥹

Misorata anarana ary dieny izao satria voafetra ihany ny toerana 🙏

📌 Lycée Sainte Jeanne d'Arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

☎️ 034 16 282 24 / 033 07 544 92 / 032 55 979 47

- Cuisinez l'avenir avec notre expertise

FORMATION CONFISERIE TAMATAVE Maro tokoa isika no nangataka ny hanasiana ny fianarana manodina ny voankazo.Tonga ity iza...
03/02/2024

FORMATION CONFISERIE TAMATAVE

Maro tokoa isika no nangataka ny hanasiana ny fianarana manodina ny voankazo.

Tonga ity izao 🥰😍😋

Homano ary ny fotoana anao ny Sabotsy ho avy izao manomboka amin'ny 02 ora folak'andro aty amin'ny Lycée Sainte Jeanne d'arc Tanamakoa ambadikany Maison de Retraite

Ireto avy no hianarana : confitures, compote, séchage de fruits, tutti fruits, fruits confis, pâte de fruits ary rouleau de fruit.

⚠️ Misorata anarana dieny izao raha te ahazo fihenam bidy ianao ( 40.000 Ariary monja raha misoratra anarana mialohany ny zoma ianao).

☎️ 034 16 282 24/ 032 55 979 47/ 033 07 544 92

- Cuisinez l'avenir avec notre expertise

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261330754492

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fampandrosoana sy Fahombiazana ho an'ny Taranaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share