Glasy' POP

Glasy' POP Chez Glasy’ POP, on fabrique des glaces sucettes artisanales, fruitées et pleines de pep’s ! Des ingrédients simples, du goût, et beaucoup d’amour 💕❄️

24/05/2026
Izahay ato amin'ny Glasy'POP koa anie mba maharaka Ilay akanjo malaza bé amin'izao eee 🫣🤣🤣🤣Draissss Sady manja no mihina...
28/04/2026

Izahay ato amin'ny Glasy'POP koa anie mba maharaka Ilay akanjo malaza bé amin'izao eee 🫣🤣🤣🤣

Draissss Sady manja no mihinana glace 🤤🤤🤤🤤

Ho fanomezana fahafam-po ho antsika Mpanjifa mamikelyyy dia Mbola misy foana Ilay 1500Ar ❤️❤️❤️❤️ parfums: Fraise, choco, café, citron vert

Fa na izany aza anefa Mbola disponibles foana Ilay 2000ar 🌞💐❤️ parfums amin'ilay 3 en un foana: choco/café/vanille sy Ilay cocktails de fruit de saison

près Jardin Antaninarenina foana izahay ankoatra ny Jeudi eny Mahamasina devant vavahadin'ny CEG Antanimbarinandriana 🙏🙏





Contact: 0340933234

Ho fanomezana fahafam-po ho antsika Mpanjifa mamikelyyy dia nasiana 1500Ar koa ny Glasy'POP antsika fa natao parfum uniq...
11/04/2026

Ho fanomezana fahafam-po ho antsika Mpanjifa mamikelyyy dia nasiana 1500Ar koa ny Glasy'POP antsika fa natao parfum unique AVY ❤️❤️❤️❤️

Ianareo anie oaa mamikely dia mitady idée mamikely foana koa izahay ho anareo eeee 🥰🥰🥰🥰

Fa na izany aza anefa Mbola disponibles foana Ilay 2000ar 🌞💐❤️

près Jardin Antaninarenina foana izahay ankoatra ny Jeudi eny Mahamasina devant vavahadin'ny CEG Antanimbarinandriana 🙏🙏



08/04/2026

🤤🤤🤤🤤🤤

Eo Mahamasina izahay demain Jeudi annn
Devant vavahadin'ny GEG Antanimbarinandriana 🤤🤤🤤🤤




06/04/2026

Hummm Ataontsika milay bé n'y Lundi de Pâques androanyyyyyy 🌞🌞🌞

Soa fa eo GLASY'POP mampangatsitsiaka eeee 🙏🙏

Aza adino fa aty amin'ny COLISEUM Antsonjombe izahay androany annnnn 😋😋

Betsaka artistes bé dia bé aty fa tongava 😉😉😉

Parfum tsy miova:
- Sorbet fruits (cocktail tena tianareo bé, 🍑🫐🍓🥥🥭framboise)
- trois en un: CHOCO - VANILLE - CAFÉ

❣️Efa disponible koa Ilay parfums vaovao CITRON VERT sy GOYAVE androany 😍😍😍

🥰🥰Dia Joyeuses fête des Pâques daholo
😍😍Samia Hendry tsara androany annnn






Contact: 0340933234

Tolotra goavana beeee:ANDROANY ihanyAndroany Gratuites daolooo n'y Glasy'POP Et ouiiiii, maimaim-poana ny Glasy'POP rehe...
01/04/2026

Tolotra goavana beeee:
ANDROANY ihany

Androany Gratuites daolooo n'y Glasy'POP
Et ouiiiii, maimaim-poana ny Glasy'POP rehetra androany!!!!
Du jamais vu ooooaaaah !!!
Tsy Mbola Nisy tao anatin'ny 60 taona !!!
Na parfum inona na inona



Mandefasa aingana Mp
Zay tsy tara androany no mahazooo
Go go go
Alefaaaaaa






Contact: 0340933234

Hummm miakatra izany maripana izany eeee 🌞🌞🌞Soa fa eo GLASY'POP mampangatsitsiaka eeee 🙏🙏Aza adino fa eo amin'ny Jardin ...
14/02/2026

Hummm miakatra izany maripana izany eeee 🌞🌞🌞

Soa fa eo GLASY'POP mampangatsitsiaka eeee 🙏🙏

Aza adino fa eo amin'ny Jardin Antaninarenina foana izahay androany Sabotsy annnn 😋😋

Mba hoento eny lay Valentin sy Valentine anareo eeee
Hoento izy anandrana an'ilay Glaces matsiro beee 💐💐💐

Parfum tsy miova:
- Sorbet fruits (cocktail tena tianareo bé, 🍑🫐🍓🥥🥭framboise)
- trois en un: CHOCO - VANILLE - CAFÉ

❣️Aza adino fa efa misy Ilay parfum vaovao CITRON VERT androany 😍😍😍

🥰🥰Dia Joyeuse Saint Valentin daholo aloha eeee
😍😍Samia Hendry tsara androany annnn




🍦✨ GLASY’POP ✨🍦Des glaces fraîches, fruitées et pleines de saveurs pour se rafraîchir à tout moment de la journée 🌞🍓🍫 Va...
05/02/2026

🍦✨ GLASY’POP ✨🍦

Des glaces fraîches, fruitées et pleines de saveurs pour se rafraîchir à tout moment de la journée 🌞

🍓🍫 Vanille – Chocolat –café

🍑🥭🍓🫐🥥– Mix gourmands

Une texture onctueuse, des couleurs qui donnent le sourire et un goût qui fait POP en bouche 😋

💥 PRIX UNIQUE : 2 000 Ar 💥
Lieu: vavahadin'ny CEG Antanimbarinandriana Mahamasina

Accessible, délicieux et irrésistible !
📞 Contact : 034 09 332 34

📍 Idéal pour petits et grands, à partager… ou pas 😉

👉 GLASY’POP
Dufruit, du goût, du love ❤️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Glasy' POP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share