TM Fashion Bazaar

TM Fashion Bazaar ✨Dress up your style with TM Fashion Bazaar✨
‼️Vente des vêtements et accessoires ‼️

Citrine avec miniature de musique 😍Original et magnifique 🥰Vrai pierre naturelle ....😊⛔Nous remercions ceux qui nous ont...
14/02/2024

Citrine avec miniature de musique 😍
Original et magnifique 🥰
Vrai pierre naturelle ....😊
⛔Nous remercions ceux qui nous ont déjà fait confiance,vous aussi n'hésitez pas à commander⛔
Passez vite en mp😍
Afaka manome cadeau ho an'ilay olona tinao iny foana ianao na efa tapitra aza ny st Valentin ♥️

06/02/2024

Wow😱 ça à l'air magnifique 😍🤤
Des boucles d'oreilles en acier inoxydable hyper tendance😍

Hey😍Ity ary ny valiny giveway antsika...😊Félicitations :  NtsoaRanaivoarintsoa Ÿfa-Lïana NörahManasa anareo handefa ny m...
04/02/2024

Hey😍
Ity ary ny valiny giveway antsika...😊
Félicitations : NtsoaRanaivoarintsoa Ÿfa-Lïana Nörah


Manasa anareo handefa ny mombamombanareo ao azafady!!
Misaotra ireo nandray anjara rehetra♥️@ manaraka indray asintsika lalao hafa fa araho hatrany ny pejy😍

‼️Pour les fans de bijoux 😍‼️Boucles d'oreilles en acier inoxydable hyper tendance à mini prix😱..(tsy miofo,tsy matahoat...
01/02/2024

‼️Pour les fans de bijoux 😍‼️
Boucles d'oreilles en acier inoxydable hyper tendance à mini prix😱..(tsy miofo,tsy matahoatra rano, qualités au top...🤤)
Afaka atao cadeau st Valentin ho an'ilay olon-tinao tsara🥰
Inona indray no andrasana,mp vite pour commander😊😍...

Livraison partout à Madagascar
Afaka miantso ihany koa 0342372396 / 0347964742

Hello😍✨Afin de vous satisfaire,voici donc des bracelet que nous avons créer pour vous✨Modèles unique mais vous pouvez au...
28/06/2023

Hello😍
✨Afin de vous satisfaire,voici donc des bracelet que nous avons créer pour vous✨
Modèles unique mais vous pouvez aussi commandez les modèles de votre choix.
Mp vite alors.

Hey😍elaela izay an,ireto indray ny arrivage e!!Ho avy ny asaramanitra ✨ireto ny karazana arendrina ho antsika.Araraoty a...
06/06/2023

Hey😍elaela izay an,ireto indray ny arrivage e!!
Ho avy ny asaramanitra ✨ireto ny karazana arendrina ho antsika.
Araraoty anontanio izay tiana fa mora izy izao an🥰
Livraison Tana / provinces

Hey....😍ao daholo ve?🥰Ity indray ary ny mini sac portefeuille ho an'ny vehivavy e!!❤️Antonona téléphone sns....Sady efa ...
11/05/2023

Hey....😍ao daholo ve?🥰
Ity indray ary ny mini sac portefeuille ho an'ny vehivavy e!!❤️
Antonona téléphone sns....
Sady efa akaiky ny fety ny reny an,mety atao cadeau tsara ity!!😊
Couleur dispo:Noir,maron,rose,vert...
🌸Prix 25000ar🌸
Livraison à partir de 2000ar...

Hey shoppers😍Tout à 12000ar...oui 12000ar ny bracelet iray disponible de suite🥰Misy maro afaka isafidianana ireo,raha ma...
07/05/2023

Hey shoppers😍
Tout à 12000ar...oui 12000ar ny bracelet iray disponible de suite🥰
Misy maro afaka isafidianana ireo,raha maka plus de 2 dia lasa 10000ar ny iray!!😊
Tena vato avokoa...aza tara ary fa mandalo ihany ity promotion ity an...❤️😘

Akanjo mafatifatyy kely ho an'ny zaza indray ❤️Mandray commande araka izay tianareo izahay an😊...na ho an'ny lehibe na h...
04/05/2023

Akanjo mafatifatyy kely ho an'ny zaza indray ❤️
Mandray commande araka izay tianareo izahay an😊...na ho an'ny lehibe na ho an'ny zaza!Tsy mifidy taona.😉
Ireto aloha ny dispo de suite ary e🥰
🌸Tissu coton 100%🌸

Alefaso mp ny modèle fa ho realisena araka izay tianareo ...😍❤️
Afaka miantso ny : 0347964742/0342372396/0325245715

Address

Antananarivo

Telephone

+261342372396

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TM Fashion Bazaar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share