Mi-cute

Mi-cute Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mi-cute, Shopping & retail, Ampasapito, Antananarivo.

Ireto ndray ny modèle rouge 🥰  Tsy hitanareo fa mihaja be ve 😊
27/04/2024

Ireto ndray ny modèle rouge 🥰 Tsy hitanareo fa mihaja be ve 😊

Modèles maro ho an'ny tia couleur bleue indray ireto🌊 tsy voatery hoho lava be foana anie vao ho tsara e😊
26/04/2024

Modèles maro ho an'ny tia couleur bleue indray ireto🌊 tsy voatery hoho lava be foana anie vao ho tsara e😊

Modèle couleur 🍃 indray ary🥰Manaraha ny page fa ho fenointsika modèles be dia be ato na maquillage na englerie na design...
26/04/2024

Modèle couleur 🍃 indray ary🥰
Manaraha ny page fa ho fenointsika modèles be dia be ato na maquillage na englerie na design trano na sakafo🥰

Simple mais élégant 💅✨
25/04/2024

Simple mais élégant 💅✨

Bonjour daholo🥰Androany tsika hiresaka kely momban'ny fanalavana hoho !❗Ny antony maha tapatapaka azy :- Ny tsy fahampia...
21/04/2024

Bonjour daholo🥰
Androany tsika hiresaka kely momban'ny fanalavana hoho !

❗Ny antony maha tapatapaka azy :
- Ny tsy fahampian'ny calcium dia antony iray lehibe
- Ny fahazarana manaikitra hoho raha sendran'ny rarin-tsaina na ny stress
- Ny tsy fahampian'ny rano ao anaty vatantsika olombelona
- Ny fanaovana faux angles matetika loatra ka lasa manify sy simba ary mora tapaka ny hoho
- Ny tsy fampiasana base rehefa manosotra vernis tsy azo antoka na ihany koa vernis permanent (tsy maintsy asiana base rehefa manao vernis permanent)...

👉Ny fisorohana ny hoho tsy ho mora tapaka sy ho salama ary haniry tsara :
- Tsy manapaka hoho amin'ny coupe ongle fa lime no ampiasaina na limena rehefa voatapaka amin'ny coupe ongle ny hoho
- Osorana citron matetika ny hoho ka avela ho maina eo
- Tsatohana hasina tongolo gasy iray avy ny hoho mba ho mora lava sy matevina , afaka atao matetika mba hanafaingana ny vokatra
- Rapena ny tongolo gasy mba hahazo ranony , iny ranony iny no afangaro amin'ny ranona citron dia osorana amin'ny hoho isanandro
- Afaka atao koa ny gainage mba hiaro tsara ny hoho
- Mampiasa base rehefa anosotra vernis
- Manao ampy calcium tsara mba hahamora ny fitsirin'ny hoho sy hanamafy tsara azy🥰

🍓🍉🍒
21/04/2024

🍓🍉🍒

Matsiro loatra e ?😋
21/04/2024

Matsiro loatra e ?😋

Sakafo ara-pahasalamana  🌸🥗Matsiro foana anie rehefa haintsika ny mampiaraka azy e😄Ireto izao tena mampite hihinana be 😅
21/04/2024

Sakafo ara-pahasalamana 🌸🥗

Matsiro foana anie rehefa haintsika ny mampiaraka azy e😄
Ireto izao tena mampite hihinana be 😅

Tiavo ny mampiavaka anao🌸
21/04/2024

Tiavo ny mampiavaka anao🌸

Pink and study📝🌸
21/04/2024

Pink and study📝🌸

Care🌸
21/04/2024

Care🌸

Address

Ampasapito
Antananarivo

Telephone

+261343075385

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-cute posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share