02/04/2026
💸Prix:20.000ar ✨ Te hanadio vitre tsy misy tasy sy haingana ve ianao ? Ity ny vahaolana sady mety amafana vovoka amin’ny plafond, rindrina, amin’ny coin rehetra izay tsy takatrao,... fitaovana iray manamora ny fanadiovana isan’andro !
🍀Mora ampiasaina ary mahazo aina amin’ny tanana
🍀Manadio haingana sy mahomby
🍀 Mitsitsy fotoana sy ezaka amin’ny fanadiovana
Ataovy mamirapiratra sy madio tsara ny tranonao sy ny fiaranao amin’ity fitaovana ity !
📩Contactez-nous par MP ou au 038 34 494 82
🚲Livraison partout à Madagascar