28/10/2020
Manasa anao hamaky izao vavaka izao aminâny finoana marina, fa hanampy anao izany.
Minoa ary aza mametra-panontaniana dia ho tahiana ianao.
Ny olana goavana amintsika dia ny tsy hinoantsika fa Andriamanitra dia afaka manokatra varavarana goavana ary handrotsaka fahasoavana be dia be ho antsika.
Mangataka anao aho hino anâAndriamanitra. Fa mahatoky aminâny teniny Izy :
Ireto zavatra telo ireto no hiseho aminâny fiainanao aminâity herinandro ity:
- Hahita sitraka aminâny olona izay tsy ampoizinao ianao.
- Hanao izay rehetra araka ny tokony ho izy ianao, ary tsy ho takona izany.
- Hahita anâAndriamanitra ianao, ary tsy ho toy ny taloha intsony ianao mandrakizay ny
vavaka ataoko ho anao androany.
- Ny maso rehetra mamaky izao hafatra izao, dia tsy hahita ny faharatsiana intsony.
- Ny tanana rehetra mandefa ity hafatra ity, tsy ho sasa-poana.
- Ny vava rehetra manambara âAMENâ aorianâity vavaka ity, dia hifaly mandrakariva.
Mitoera mandrakariva ao aminâny fitiavanâAndriamanitra mandritry ny hanaparitahanao izao vavaka izao, ary minoa Azy aminâny fonao rehetra, dia ho eo anilanao mandrakariva Andriamanitra, satria mahatoky Izy. AMEN.
Raha mikatsaka ny tena fitahiana, tohizo ny famakianao izao vavaka izao:
Aminâny anaranâny Ray, Ilay Andriamanitra, be indrafo, sy be fiantrana, mangataka Aminao
aho, ny hitahianao mandrakariva ahy sy ny ankohonako.
Fantatrao ny halehibeazanânyfianakaviana mihoatra ny ray, ny reny, ny rahavavy, ny rahalahy, ny vady, fa ireo rehetra izay mino sy manantena Anao.
Ray masina indrindra Ă´! mangataka izao vavaka izao aho ho fitahiana, tsy ho anâizay nandefa izao hafatra izao ho ahy ihany, fa ho anâ izay handefasako ihany koa izao hafatra izao.
Fantatro ny herinâny rojom-bavaka izay âmahery noho ny zavatra rehetra â ho anâizay mino sy manantena Anao.
Misaotra Anao sahady aho Ray Ă´! Nohonâny fitahianao.
RAY Ă´! hafao aminâny trosany sy izay vesatrâizany ireo olona izay mamaky izao vavaka izao.
Omeo ahy ny fahendrena avy aminao, ahafahako mitantana izay rehetra nomenao ahy, tsapako tokoa ny fahatsaranao sy ny herinao Ray Ă´! Indrindra raha manaja Anao sy mandeha araka ny sitraponao izahay, dia hanana finoana na dia kely tahaka ny voatsinampy aza, dia hampamokaranao sy handrotsahanao fitahiana sesehena.
Misaotra anao aho Ray, taminâny fitahiana vao natolotrao, sy ny fahasovana izay mbola homenao ahy izay fantatro fa tsy hisy fahataperana mandrakizay.
Aminâny anaranâny Jesoa Kristy Tompo. Amen !
Mandraisa iray minitra, ary alefaso ho anâizay mifanerasera aminao izao vavaka izao, fa afaka ora vitsy dia nitarika olona maro hivavaka aminâAndriamanitra ianao sy hivavaka ho anâny hafa ianao. MakĂ fotoana hipetrahana ary banjino sy ankafizo ny firotsahanâny fitahiana avy aminâAndriamanitra ho anao. Ilay tsara sy tsara anarana indrindra. Raha tia anâAndriamanitra ianao, tsy menatra Azy,
ampitao izao hafatra izao ho anâny olona izay mifanerasera aminao, ho hitanao ny fiantraikanâizany. ao antinâny 5 minitra, ary hisy vavaka anâarivony hipololotraâŚâŚ.
Hitahy anao anie ny Tompo. AMEN