25/01/2025
Miarahaba antsika rehetra. Ity ndray no vaovao. Cake au fruit. Cake a la banane Zao ito. Efa laninay telo mianaka n'y tapan' ito efa tapaka ito fa tena matsiro tena hafapo n'y kobay. Ra ra Liana ianareo alefaso mialoha n'y commande. 10000 Ar n'y Ray, afaka micommande jus miaraka aminy 3000 Ar n'y litatra.0340445351. bavata izy ty an