Varotra briky Ambohitrimanjaka

Varotra briky Ambohitrimanjaka Ny page dia natao ho anao izay mila materiel momba ny trano toy ny :fasika, gravillons ,briky, sns...izay am kalitao tsara sy vidiny mirary avokoa

salama tompoko,aza misalasala manontany na miantso fa vonona ny hanome fahafahampoa anao izahaytél:0348025255 na 0337238...
05/01/2026

salama tompoko,aza misalasala manontany na miantso fa vonona ny hanome fahafahampoa anao izahay
tél:0348025255 na 0337238117

Miarahaba tompoko,vonona hatrany izahay hanome ny tsara ho anao izay hanorina ka mila materiels toy ny:BRIKY MENA,BRIKY ...
24/07/2023

Miarahaba tompoko,vonona hatrany izahay hanome ny tsara ho anao izay hanorina ka mila materiels toy ny:BRIKY MENA,BRIKY FOTSY VOLOMBARY,FASIKA,sns..izay tsara kalitao sy am vidiny mirary
Tompony mivantana ary afaka mitatitra🚚 izay ilainao(minimum 3500 pièces)koa aza misalasala ary miantso na mandefa mp tompoko
☎:0348025255 na 0337238117

Miarahaba tompoko,mitohy hatrany ny tolotra ho anao izay mikasa ny hanorina trano ka mila materiaux toy ny:_Briky mena_B...
16/07/2023

Miarahaba tompoko,mitohy hatrany ny tolotra ho anao izay mikasa ny hanorina trano ka mila materiaux toy ny:
_Briky mena
_Briky fotsy na volombary
_Fasika sns...
Izay tsara kalitao sy am vidiny mirary avokoa,tompony mivantana ary afaka mitatitra🚚 izay ilainao(minimum 3500 pieces)
toerana:Ambohitrimanjaka
☎:0337238117 na 0348025255
Misaotra mialoha amzay mety ho fiarahamiasa

salama daholo,mitohy hatrany ny tolotra ho anao izay hanorina trano satria fotoana zao ny fahamoran'ny briky,koa araraot...
27/09/2022

salama daholo,mitohy hatrany ny tolotra ho anao izay hanorina trano satria fotoana zao ny fahamoran'ny briky,koa araraoty ary fa misy izay ilainao toy ny:briky(mena,volombary),fasika,vato,sns...ary misy ny isa izay ilaina ary afaka mitatitra izany izahay
toerana:Ambohitrimanjaka
☎:0348025255 na 0337238117
koa aza misalasala ary tompoko miantso na mandefa mp fa efa maro no afa po

salama tompoko,ho fanararaotana ny orana mbola tsy milatsaka dia manao promotion be izahay ho anao izay anorina trano ar...
16/12/2021

salama tompoko,ho fanararaotana ny orana mbola tsy milatsaka dia manao promotion be izahay ho anao izay anorina trano ary misy izay ilainao toy ny:
_briky mena
_briky fotsy na volombary(azo atao madio ivelany daholo satria samy mafy avokoa ireo)
_gravillon
_fasika sns....
marihina fa afaka mitatitra 🚚izany izahay ary arakaraka ny toerana ny frais ,koa aza misalasala ary tompoko miantso na mandefa mp avy hatrany fa efa maro no afapo
toerana:Ambohitrimanjaka
☎ : 0348025255 na 0337238117
misaotra tompoko

Address

IPA 397
Antananarivo

Telephone

+261337238117

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Varotra briky Ambohitrimanjaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share