Produits Gas Tsar

Produits Gas Tsar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Produits Gas Tsar, Shopping & retail, Itaosy, Antananarivo.

Salama e😊,efa ato amin'ny foire bé rodorodon'ny tantsaha isikaa ,, Stand 172 , tongava maro 😊 fa misy Dégustation gratui...
19/08/2026

Salama e😊,efa ato amin'ny foire bé rodorodon'ny tantsaha isikaa ,, Stand 172 , tongava maro 😊 fa misy Dégustation gratuite 🤤

Izahay ato amin'ny Produits Gas Tsar dia mandray anjara amin'ny festival rodorodon'ny Tantsaha STAND N- 172 , ho itantsi...
17/08/2026

Izahay ato amin'ny Produits Gas Tsar dia mandray anjara amin'ny festival rodorodon'ny Tantsaha STAND N- 172 ,
ho itantsika ao ireo tantsaha sy ireo zava pisotro isankarazany vokariny produits Gas Tsar

Tongava maro fa misy Dégustation gratuite 🤤🤤

📢📢 Promotion be foana ny vokatra amidinay ato amin'ny Produit Gas Tsar 💯 ka aza tara e ! 😊✅ Efa misy koa Ilay rhum arran...
11/08/2026

📢📢 Promotion be foana ny vokatra amidinay ato amin'ny Produit Gas Tsar 💯 ka aza tara e ! 😊

✅ Efa misy koa Ilay rhum arrangé amin'ny tavoangy 50 cl , efa tena natao mirary satria 10000 ariary monja 😱
Parfums 🤤
🔸Pok pok ananas
🔸 Cannelle gingembre
🔸 Citron menthe
🔸 Café vanille
🔸 Triple action ( cola , Katy, gingembre)
🔸 Cola Gingembre
🔸 Cocktails fruits
🔸 pimenté

Punch parfums 🤤
🔸Coco
🔸 Café
🔸 Chocolat
🔸Fraise
🔸 Menthe

Hoantsika mikarakara lanonana, restaurant na bar

👉 Misy prix de gros hatrany hoan tsika mbola hivarotra
👉 Livraison manerana ny faritra

Infoline : 034 85 882 44

Disponible ato amin'ny Produit Gas Tsar 💯 ny rhum arrangé 50cl amin'ny vidiny mirary hatrany 😊 Parfums pok pok ananas 🍍 ...
10/08/2026

Disponible ato amin'ny Produit Gas Tsar 💯 ny rhum arrangé 50cl amin'ny vidiny mirary hatrany 😊
Parfums pok pok ananas 🍍
Cannelle gingembre
Cola Gingembre
Triple action
Mojito
Cocktails fruits
Café vanille

Huile coco pressée à froid disponible 100ml 12000ar,manao livraison
03/08/2026

Huile coco pressée à froid disponible 100ml 12000ar,manao livraison

Bon vendredi à tous 🥰, mitohy foana ny commande sy livraison Gas Tsar 💯 an😊
03/07/2026

Bon vendredi à tous 🥰, mitohy foana ny commande sy livraison Gas Tsar 💯 an😊

Ho antsika mpankafy zava pisotro amin'ny izao   izao.Zava pisotro miavaka  no atolotray ato amin'ny Produits Gas Tsar ✅P...
18/06/2026

Ho antsika mpankafy zava pisotro amin'ny izao izao.
Zava pisotro miavaka no atolotray ato amin'ny Produits Gas Tsar
✅Punch vita amin'ny rhum blanc tsara kalitao misy hanitra isankarazany
👉 coco 🥥,
👉 chocolat 🍫
👉 Café ☕
👉 Fraise🍓
👉 Menthe

✅ Misy hatrany koa ny rhum arrangé ambodivoara
Efa Masaka tsara , misy hanitra isankarazany
👉 Pok pok ananas
👉 Cannelle gingembre
👉 Citron menthe
👉 Café vanille
👉 Cocktails fruits
👉 Triple action ( cola, Katy, gingembre)
👉 Épices, piment

✅ Ary tsy adino koa ny
👉vin rouge 🍷 vita Amin'ny voaloboka
👉 Vin blanc 🥂 vita amin'ny vary

LIVRAISON GRATUITE hoan'izay mividy plus de 5 bouteilles atramin'ny 26 jona hoan'eto Antananarivo.

🔸Misy hatrany ny prix de gros hoantsika mbola hivarotra
🔸 Mandefa amin'ny faritra

Infoline : 034 85 882 44

Salama e 😊,iza ilay mitady vin rouge 🍷,efa misy foana amizay an😊,tsiro tena miavaka 💯🤤Misy prix de gros hatrany hoanzay ...
13/06/2026

Salama e 😊,iza ilay mitady vin rouge 🍷,efa misy foana amizay an😊,tsiro tena miavaka 💯🤤
Misy prix de gros hatrany hoanzay mbola hivarotra 😊

Ny Produits GAS TSAR dia manolotra ny tsara indindra hatrany ho antsika mpanjifa hoan’ireo vokatra maro isankarazany 😊✅ ...
09/06/2026

Ny Produits GAS TSAR dia manolotra ny tsara indindra hatrany ho antsika mpanjifa hoan’ireo vokatra maro isankarazany 😊

✅ Rhum arrangé (Manomboka amin’ny format 250 ml)
✅Punch (Manomboka amin’ny format 250 ml)
✅Vin rouge sy vin blanc (divay vita amin’ny vary) 🍷🥂🌾
✅Miel polyfloral 🍯🌼🏵️🪷
✅Huile coco pure pressée à froid
✅Graine sy noix isankarazany
- graine de sésame
- graine de chia
- graine de courge
- noix de cajou
- Misy hatrany koa ilay cocktails fruits sec

Fa ity ny tena miavaka efa misy ilay punch “goût baileys” , amin ny alalan'ny Rhum blanc voafantina sy fangaro mampiavaka azy 😋🤤

Ankoatra izay dia misy ihany koa ilay cocktails SANS ALCOOL , “Bubble Drink” amin’ny ilay tsiro tena ankafizinao misy parfums isankarazany 🧋🧋

☺️☺️ Azonao atao ny manatona ety anosizato Atsinanana na dia hanao "dégustation" ihany ary

👉 Aza adino fa misy hatrany ny fihenam bidy hoantsika maka maro amin'ny vokatra amidinay
👉 Manao livraison maneranana ny faritra

Infoline : 034 85 882 44

Efa dispo ato amin'ny Produit Gas Tsar koa n'y karazana punch vita amin'ny rhum blanc voafantina an😊,aza misalala mandef...
09/06/2026

Efa dispo ato amin'ny Produit Gas Tsar koa n'y karazana punch vita amin'ny rhum blanc voafantina an😊,aza misalala mandefa commande fa tsiro tena miavaka

Address

Itaosy
Antananarivo

Telephone

+261348588244

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Produits Gas Tsar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Produits Gas Tsar:

Shortcuts

Share