Me & you Store

Me & you Store Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Me & you Store, Shopping & retail, Analakely pavillon 120/121, Antananarivo.

12/01/2026
T -shirt Oversize30 000 ardispo de suite034 05 103 83
05/11/2025

T -shirt Oversize
30 000 ar
dispo de suite
034 05 103 83

05/11/2025
Mihaja be ireto60 000 Ardispo de suite034 05 103 83
05/11/2025

Mihaja be ireto
60 000 Ar
dispo de suite
034 05 103 83

Ensemble RalphtailleS, M,L, XL, XXL, ###L75 000 Ardispo de suite034 05 103 83
05/11/2025

Ensemble Ralph
tailleS, M,L, XL, XXL, ###L
75 000 Ar
dispo de suite
034 05 103 83

06/10/2025

🟨 MILA ÉNERGIE VAO MARAINA VE ENAO FA NDRAY2 SOMARY RERADRERAKA IZANY ?
Ny Kafe + Akondro! no tolotra zarainay aminao androany100% fa andramo

Fomba tsotra, voajanahary, nefa tena afaka manova ny marainanao ho feno hery, hafaliana ary fahavitrihana.

Tombontsoa lehibe azo avy amin’ny Kafe sy Akondro :
🟢 Mampiakatra angovo avy hatrany – tsy misy “coup de fatigue” tampoka.
🟢 Mampahery ny saina sy ny fifantohana – tsara indrindra ho an’ny asa sy fianarana.
🟢 Manampy hery ara-batana – mety tsara ho an’ny mpanao sport sy ny mpiasa miasa mafy.
🟢 Voajanahary, tsy misy chimique – miaro sy manadio ny vatana.
🟢 Mamelombelona sy mampiakatra toe-po – mahatonga anao hanomboka andro tsara sy falifaly.

Ahoana ny Fikarakarana azy ?

Akora ilaina :

1 akondro masaka tsara 🍌

1 kaopy kafe mafana ☕

Tantely 1 sotro (tsy voatery, fa tsara raha misy 🍯)

Ronono kely (tsy voatery 🥛)

Dipoavatra mainty kely na kanelina (optionnel 🌿)

Fomba fanamboarana :
🟢 Potsero tsara ilay akondro mandra-pahazo purée.
🟢 Arotsao ao anaty kafe mafana ilay izy.
🟢 Afangaro tsara miaraka amin’ny tantely sy ronono raha tianao.
🟢 Raha tianao hanitra sy hanampy “boost”, ampio kely kanelina na dipoavatra mainty.
🟢 Aroso avy hatrany, mbola mafana tsara.

Rahoviana no tsara hisotroana azy ?

Isaky ny maraina alohan’ny hanombohana asa na fianarana

Alohan’ny fanaovana sport (manome hery tsy hay tohaina 🚀💪)

Indray mandeha isan’andro no ampy.

Izy ity dia tsy hoe kafe tsotra na akondro tsotra intsony, fa lasa fitaovana mahery vaika manova ny maraina ho feno angovo, fahazotoana ary fiomanana ho amin’ny asa rehetra.
Indrana : Vokatra Avy Any Alaotra

➡️ Mifampizaraha hatrany 🙏🏻
🔴 Abonnée o ny Page 🥰

04/10/2025
04/10/2025

🍵 Tombontsoa azo avy aminy ravingoavy notanehina🍵

Ny dite na rano mafana vita amin’ny ravin’i goiavy dia zava-pisotro manankarena antioxydants, anti-inflammatoires, ary manana toetra antibakteria. Manampy ny vatana amin’ny fomba voajanahary izy ary azo atao mora foana isan’andro.

✅ Manampy amin’ny fahasalaman’ny aty sy voa noho ny fahaizany manadio sy manala loto.
✅ Manampy mifehy ny tahan’ny siramamy ao anaty rà ary mampitombo ny fahazakan’ny vatana insuline.
✅ Manampy mampihena ny kolesterola ratsy (LDL) ary mampitombo ny kolesterola tsara (HDL).
✅ Manampy amin’ny fihenan’ny tosi-drà amin’ny alàlan’ny fanatsarana ny fikorianan’ny rà.
✅ Manala fanaintainana sy fivontosana amin’ny tonon-taolana.
✅ Manatsara ny fandevonan-kanina sy mampihena ny kibo mivonto.
✅ Manamafy ny hery fiarovan’ny vatana noho ny harenan’ny vitamine C sy antioxydants.
✅Manalava volo ihnay koa

🌿 Rehefa andrahoina amin’ny ravina vaovao na maina, ary indraindray atambatra amin’ny sakamalaho, dia lasa dite manome hery voajanahary ho an’ny fahasalamana sy fahatsapan-tena tsara amin’ny ankapobeny. 🌿

04/10/2025

🟨 Akondro 🍌
Nareo ve tia ankondro?
Zaho tsy Dia tia be fa mihinana fa mahasalama 🙂.
Ireto asehoko anareo ireto n'y vokatsoa azo avy aminy Akondro 🍌

Ireto avy ny asan'ny akondro tokony ho fantatrareo .

🟢 Raha marary kibo : akondro sy chocolat noir afangaro ,

🟢 Raha tsy ampy calcium : hoano ny ao anatiny dia ny hodiny teneho dia atao rano fisotro ,

🟢 Raha ambony tosi-dra : akondro 1 isa-maraina no mandrindra azy sady manampy potassium ao anaty vatana
,
🟢 Raha manaintaina ny fadimbolana: akondro 1 dia mampitony azy ,

🟢 Raha tratra ny "stress" : minana akondro 1 raha vao manomboka mitaintaina na miasa saina iny ,

🟢 Raha tsy mahita tory : akondro 1 isan-kariva ,adiny 1 alohan'ny hatorina sady arahana rano mafana .

Zarao raha nahasoa anao mba ho hitan'ny hafa

©️Lydie Tsiafera Gasy

Vokatra Avy Any Alaotra

Address

Analakely Pavillon 120/121
Antananarivo
101

Telephone

+261340510383

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Me & you Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Me & you Store:

Shortcuts

Share