Kapa cuir mouton

Kapa cuir mouton Manandratra ny asa tanana vita Malagasy

01/01/2023
31/12/2022

☘️☘️Salama tompoko oo🙋

🌻Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny faran' ny taona 2022 ny tenako

🌻Eto aho dia maneho fisaorana ho anareo rehetra niara niasa tamiko,nametraka ny fitokisana tamiko nandritra ny taona izay hivalona afaka ora vitsy

🌻Nafinaritra re tompoko fiaraha miasa mankasitraka ee🙏🙏🙏🙏

👉Niaraka isika,miara isika,ary mbola Hiaraka isika "HANANDRATRA ny VITA🌻 MALAGASY"

🌻Hatreo am pitoniana ary ny androany 😊

👉Raiso an kafaliana ny taona 2023

😍 Homba sy hitahy antsika hatrany anie lay Ray Tsitoha🙏🙏🙏🙏

☘️☘️Coucou daholo ndray oo!!          🌻 Efa tena mafana ny andro ee ,sady efa akaiky ny fety 😊😊,👉Hiaraka hanomana ny fet...
18/11/2022

☘️☘️Coucou daholo ndray oo!!

🌻 Efa tena mafana ny andro ee ,sady efa akaiky ny fety 😊😊

,👉Hiaraka hanomana ny fety sika an

👉 Santionany ny vita Malagasy atolotra anareo

👉 Ataovy n'y commande dieny zao ,

👉📲0341372893

Mandray modely avy any aminareo hatrany izahay
👉Ankasitrahana hatrany ianareo nanjifa ny asa tanana vita Malagasy teto aminay
👉Mirary farany herinandro mafinaritra ho antsika rehetra ndray

Izahay eto am Kapa cuir mouton dia faly miarahaba anareo indray,Isaoranay hatrany ianareo ,nametraka fahatokisana tamina...
08/08/2022

Izahay eto am Kapa cuir mouton dia faly miarahaba anareo indray,
Isaoranay hatrany ianareo ,nametraka fahatokisana taminay ,
Mankasitraka tompoko
Ho anareo zay ,maniry hiara hiasa aminay dia aza misalasala miantso ,na mandefa
Hafatra miafina
Tel:0341372893

🌿🌿kapa cuir mouton             🏵️Salama e 🙋coucou nareo       🌿Mirary herinandro vaovao             Mpahombiazana ho ant...
16/05/2022

🌿🌿kapa cuir mouton

🏵️Salama e 🙋coucou nareo

🌿Mirary herinandro vaovao
Mpahombiazana ho antsika
rehetra ndray ary e

🌿Alefaso daholo ndray ary
Commandenareo e
👉Prix 35000ariary ihany
👉Toerana Anosivavak Ambohimanarina
👉Midira mp avy hatrany miresaka na 📱0341372893



👉

🍀🍀 kapa cuir mouton 🐑      😍 salama e ,      😍 hankasitrahanay hatrany ianareo nametraka             Fahatokisana Tamina...
09/05/2022

🍀🍀 kapa cuir mouton 🐑

😍 salama e ,
😍 hankasitrahanay hatrany ianareo nametraka
Fahatokisana Taminay
😍 mandray commande nareo ihany izahay
👉 aza misalasala miresaka ao amin'ny hafatra
Miafina na 📱 0341372893, 0322648590
👉safidio ary ireo modely mery aminao

😍 mirary herinandro mpahobiazana ho antsika
Rehetra ary o

🍀🍀 kapa cuir mouton 🐑               🙋 Sàlama e        👉 Mankasitraka anareo nanjifa             Sy mankafy vita Malagasy...
05/05/2022

🍀🍀 kapa cuir mouton 🐑

🙋 Sàlama e

👉 Mankasitraka anareo nanjifa
Sy mankafy vita Malagasy
👉Homano sahady ndray ary fety neny
👉Mandray commande nareo hatrany
👉Aza misalasala miresaka aminay
✅ Pochette Croco misy tahony
13cm*25cm
👉 Prix 100000 ariary dispo
📲0341372893, 0322648590

🍀🍀 kapa cuir mouton 🐑             Salama e🤝     Mirary tontolo andro soa ho antsika      rehetra indray o 😍    👍Eto ihan...
03/05/2022

🍀🍀 kapa cuir mouton 🐑

Salama e🤝

Mirary tontolo andro soa ho antsika
rehetra indray o 😍

👍Eto ihany an ,fa somary sahirakirana
Kely fotsiny
👉Mandray commande nareo ihany
👉Midira mivantana am am hafatra
miafina avy hatrany n'a
📲0341372893, 0322648590

🍀🍀kapa cuir mouton 🐑      👉Dispo sur commande ihany       👉Prix 35000 ariary       👉Lieu Anosivavaka Ambohimanarina     ...
30/04/2022

🍀🍀kapa cuir mouton 🐑

👉Dispo sur commande ihany
👉Prix 35000 ariary
👉Lieu Anosivavaka Ambohimanarina
📲0341372893na 0322648590
👉Na midira mivantana am hafatra
miafina
😍Mirary faran'ny herinandro mahafinatre

Address

Anosivavaka
Antananarivo
101

Telephone

+261341372893

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kapa cuir mouton posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kapa cuir mouton:

Shortcuts

Share