Irina Boutique

Irina Boutique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Irina Boutique, Shopping & retail, Antananarivo.

17/10/2025

TANINDRAZANA - FIRAISANKINA - FANORENANA 🇲🇬

Arabaina ny Malagasy❤️

ALLÔ ALLÔ 🤗SOLDE 10.000ARIARY/PIÈCE 🤩ARARAOTY FA ALEFA MORA OO😅AFAKA MANDEFA MESSAGE PRIVÉNA KOA MIANTSO NY LAHARANA 038...
03/10/2025

ALLÔ ALLÔ 🤗
SOLDE 10.000ARIARY/PIÈCE 🤩
ARARAOTY FA ALEFA MORA OO😅

AFAKA MANDEFA MESSAGE PRIVÉ
NA KOA MIANTSO NY LAHARANA 038.17.844.68

MANAO LIVRAISON (Demi-journée)

Miray fo amintsika Malagasy rehetra💪🔥
25/09/2025

Miray fo amintsika Malagasy rehetra💪🔥


Akory aby oo🤗Ireto mbola misy ROBES 😍dispo de suite😉Vidiny MIRARY HATRANY 🤭Afaka manontany 😊izay mahaliana anao oo🤭Mande...
24/09/2025

Akory aby oo🤗

Ireto mbola misy ROBES 😍dispo de suite😉
Vidiny MIRARY HATRANY 🤭

Afaka manontany 😊izay mahaliana anao oo🤭

Mandefasa hafatra miafina
Na miantso ny laharana 038.17.844.68

LIVRAISON PARTOUT MADAGASCAR
ou À RÉCUPÉRER (maka RDV par appel)

24/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Herihaja Faniry, Jude Ashley, Kenshiro Rhk, Harena Sarobidy, Fanolo Setrimbavaka, Malala Ranarijaona, Danielà Andriamandroso, Tina Manja, Liva Jaela Rakotoarisoa

Tse tse tsee❤❤❤👌👌Tena hoe Tsara anie izato izy e👗(FRIP TBE)MODELE UNIQUE HATRANY😉Miantso ny laharana ☎038.17.844.68Na ma...
19/09/2025

Tse tse tsee❤❤❤👌👌
Tena hoe Tsara anie izato izy e👗(FRIP TBE)

MODELE UNIQUE HATRANY😉

Miantso ny laharana ☎038.17.844.68
Na mandefa Hafatra miafina📩

LIVRAISON PARTOUT MADAGASCAR
AFAKA MANAO RECUPERATION IHANY KOA 😊

Arrivages Robes👗 MANJA BE DAHOLO(FRIP TBE) MODELE UNIQUE ❤❤Misy tout taille sady azo entina tsara amin'izao andro efa ma...
19/09/2025

Arrivages Robes👗 MANJA BE DAHOLO
(FRIP TBE)
MODELE UNIQUE ❤❤
Misy tout taille sady azo entina tsara amin'izao andro efa mafana izao😉

Samy manana ny prix fa afaka manontany 😙
Vidiny tena MIRARY BEEE👌

Afaka manao recuperation fa maka RDV par appel sinon MANAO LIVRAISON ,ny frais arakaraka ny toerana misy anao..😉

Afaka mandefa message en privee 📩
Na miantso☎ ny laharana 038.17.844.68

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261337663934

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Irina Boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Irina Boutique:

Shortcuts

Share