01/02/2026
Réaction iray sy partage avy aminareo namako ato no angatahiko 🙏😊 Mankasitraka indrindra sahady manohana 😘
cliquez-o ny sary dia ao no manao azy🙏🥰
❤️Ato am-poko ianao,
Mibaliaka toy ny masoandro maraina.
Ny tsikinao mamelona ahy,
Ary ny fitiavanao mameno ny fanahiko.
“Aoka hifankatia isika, satria ny fitiavana dia avy amin’Andriamanitra; ary izay rehetra tia dia teraka avy amin’Andriamanitra sady mahalala Azy.” – 1 Jaona 4:7
Ravo sy Fitiavana 🥰
❤️ Ho fanohanantsika azy roa izay tena mamy be, andao mba asiana réaction ilay sary e! 😊
1️⃣ Tsindrio ilay sary dia jereo tsara ✅
2️⃣ Asio réaction “J’aime” 👍 raha manohana azy ianao
3️⃣ Araho (S’abonner / Follow) ny pejy Tokatrano sy Fanambadiana araka an’Andriamanitra mba hanankery ny vato napetrakao
4️⃣ Raha tena te hanohana azy ianao dia zarao (Partager) tsy misy fetra ilay sary, mba hahazoan’ny hafa manohana azy koa 💪❤️
Ary amporisihina ihany koa ny namana hanao partage, hanasa namana, hanao commentaire… mba hifampizara fitiavana sy fifaliana 💞
🙏 Faly mirary soa ho anareo mivady izahay eto amin’ny pejy, ho tahian’Andriamanitra mitafotafo amin’izao Volan’ny Mpifankatia izao,
ary amin’ny andro iainana rehetra 😇❤️
Tahian'Andriamanitra mitafotafo 🙏