Tsara Chic by Petakely

Directions Contact the business

Tsara Chic by Petakely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsara Chic by Petakely, Shopping & retail, Antananarivo.

Coucou daholo  ☺️Ireto misy “fer à lisser” isan-karazany mafatifaty kely, occasion en bon etat en provenance de France. ...
23/08/2025

Coucou daholo ☺️
Ireto misy “fer à lisser” isan-karazany mafatifaty kely, occasion en bon etat en provenance de France.
Raha hampiasaina ho an’ireo izay manana salon koa mety bee.
🌸Remington Aqualisse: mampalefaka volo be. Mety amin’ny volo na maina na mando.
🌸Babyliss volomparasy kosa mampiavaka azy amin’ny asany miaraka amin’ny setroka izay miaro ny volo sy manome famirapiratana. Ho an’izay tia fomba maro, ny
🌸Remington ahafahanao manao boucles, tena mamay tsara
🌸Remington Keratin Therapy dia tena tsara ho an’ny volo marefo, miaraka amin’ny takelaka misy “kératine” izay manampy fiarovana sy manome famirapiratana mandritra ny fanalefahana.
Afaka miditra mp raha liana an

Salama iaby e! 👋👋Ho antsika Ampelasoa a Morondava eto Avia mivily bijoux inoxyable amle vrai🙂Karazany maro🙂🤩Manao livrai...
30/04/2025

Salama iaby e! 👋👋

Ho antsika Ampelasoa a Morondava eto
Avia mivily bijoux inoxyable amle vrai🙂
Karazany maro🙂🤩

Manao livraison antsika an!
Mbo boutique en ligne foana lou tsika hatreto 🙂


Hello Hello 👋 🥰 Inoxydable 🌸 Efa akaiky ny fety an! Tena tsara loatra daholo ireto izy🥺😭🤩. Marina e!! Inoxydable an, ten...
16/04/2025

Hello Hello 👋 🥰

Inoxydable 🌸

Efa akaiky ny fety an! Tena tsara loatra daholo ireto izy🥺😭🤩. Marina e!! Inoxydable an, tena amin’ilay qualité Top. Jereo amin’izao!!

Manomboka amin’ny iray alina ariary (10.000 ar oa😱) dia manao Manajekelyy

Dispo de suite daholo ny entana rehetra , mandefa Mp + Contact + Toerana hanaovana livraison fotsiny dia mahazo.🤫😁

☺️

Merciiiii beaucoup daholo hono ianareo ry Manjakelyyy ann🥹🥰🥰Lasany ilay coup de coeur ♥️🥰🥰 Rahampitso indray oo😘
15/04/2025

Merciiiii beaucoup daholo hono ianareo ry Manjakelyyy ann🥹🥰🥰

Lasany ilay coup de coeur ♥️🥰🥰

Rahampitso indray oo😘

Hi?🫣🥰Manjakely🥰♥️Rahariva amin’ny 07 ora ny fotoana ary e🤗
15/04/2025

Hi?🫣🥰
Manjakely🥰♥️

Rahariva amin’ny 07 ora ny fotoana ary e🤗


Address

Antananarivo
TANA101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsara Chic by Petakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tsara Chic by Petakely:

Shortcuts

Share