Karazana entana mora

Karazana entana mora Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Karazana entana mora, Shopping & retail, Antananarivo.

Salama eee 📣📣inty indray ary mis fomba tsotra kely ho Anao izay tsy mahavoavidy ireny lafaoro ireny,🙂 noho ny vidiny laf...
23/09/2022

Salama eee 📣📣
inty indray ary mis fomba tsotra kely ho Anao izay tsy mahavoavidy ireny lafaoro ireny,🙂 noho ny vidiny lafo dia lafo, fantaro ary fa ianao ihany dia afaka manamboatra ao antrano izany amin'ny alalan'ny fomba tsotra nefa tsy mila fitaovana be loatra🤫

Liana amin'izany fanamboarana lafaoro gasy izany ary ve ianao??😁🤔

Midira mp ary de teneno hoe" liana amin'ny fanamboarana lafaoro gasy aho"

Marihiko fa tsy milaza ny sarany izahay fa izay foinao dia raisinay avokoa.
Ary ny fanoroana Anao Ilay izy dia amin'ny alalan'ny boky alefa aminao.
Rehefa tonga any aminao kosa anefa Ilay boky izay ianao vao mandefa izay foinao aminay.

Raha Mila fanazavana fanampiny ianao dia afaka miantso ny laharana eto ambany koa:
033 13 184 03 na ny 034 61 950 51

Faingana ary e🥰
Aza misalasala intsony raha te ianatra izany LAFAORO GASY izany ianao.
Tsy misy tokony atahorana☺️

Zarao ihany koa fa mety mahasoa ny hafa.
Ary mba ahafahatsiaka mamoaka talenta afa ihany koa🤗
Rarana anefa ny manao dika mitovy amin'ity famantarana ity❌

Address

Antananarivo

Telephone

+261331318403

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Karazana entana mora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share