30/04/2026
fantatrao ve ny asan'ny voam-boatavo eo amin'ny fahasalamana?
1️⃣. mitsabo sy miaro ny aretina prostate
2️⃣. mandamina ny tahan'ny siramamy(diabeta)
3️⃣. maha stable tension
4️⃣. manala ny menaka tsy ilain'ny vatana
5️⃣. misoroka ny aretim-po
6️⃣. manampy amin'ny fahitàna torimaso
7️⃣. manampy betsaka amin'ny fanirian'ny volo sy manatsara hoditra
8️⃣. manampy betsaka ny hery fiarovana
9️⃣. manampy ny vehivavy amin'ny postmenopause
🔟. manampy amin'ny fitadidiana
ankoatrizay dia misoroka ny AVC sy ny cancer.
➡️izahay dia mivarotra amin'ny vidiny mirary:
120g :