Mira Shop

Mira Shop VENTES EN GROS ET DÉTAILS

‼️12000AR‼️ tena PRIX CADEAU be io ho anareo jereo amizao ny hatsarany nefa tena mora akia. Pointure 35 36 37 ihany aloh...
22/05/2026

‼️12000AR‼️
tena PRIX CADEAU be io ho anareo jereo amizao ny hatsarany nefa tena mora akia. Pointure 35 36 37 ihany aloha no dispo.
📌efa PHOTO RÉELLE

Ireto indray ny ARRIVAGES tsika zay ela izay  modèle tsara kely daholo 😍🥰amin'ilay qualité tsara foana ny antsika fa tsy...
21/05/2026

Ireto indray ny ARRIVAGES tsika zay ela izay modèle tsara kely daholo 😍🥰amin'ilay qualité tsara foana ny antsika fa tsy miova an💯💯 tongava aminy mp aingana izay hanao commande na gros na détails fa dispo daholo ny pointure prix mora foana ny antsika😊

CHAUSSURES FRIPPpointure 40 et 41 Guess sous carton influence en bonne état
22/12/2025

CHAUSSURES FRIPP
pointure 40 et 41
Guess sous carton
influence en bonne état

✨KAPA MASSAGE Manala havizanana ! Mahasalama ihany koa              Kapa manao massage izay manala havizanana ary tena m...
18/12/2025

✨KAPA MASSAGE
Manala havizanana ! Mahasalama ihany koa


Kapa manao massage izay manala havizanana ary tena mety tsara ho an'ny fahasalamana

📌 Pointure 36 à 44
📌 PRIX 38000ar

Ato ndray ary ny MODÈLES isan-karazany!! 🤩🤩mbola dispo daholo fa ny SODAH no vitsivitsy ihany fa araraoty eh😊😊📌 Livraiso...
16/12/2025

Ato ndray ary ny MODÈLES isan-karazany!! 🤩🤩
mbola dispo daholo fa ny SODAH no vitsivitsy ihany fa araraoty eh😊😊
📌 Livraison tana sy faritra

❌ LIQUIDATION ❌📌18000AR 😱😱 tena VAROBOBA b 🥳Araraoty aingana fa destockage somary vitsivitsy, pt 35 à 38
16/12/2025

❌ LIQUIDATION ❌

📌18000AR 😱😱 tena VAROBOBA b 🥳
Araraoty aingana fa destockage somary vitsivitsy, pt 35 à 38

‎🧺 MINI MACHINE à Laver Silicone Pliable 9L ‎‎ mandeha courant 220V sy 12V (adaptable)‎‎•Tena pratique satria tsy mila m...
15/12/2025

‎🧺 MINI MACHINE à Laver Silicone Pliable 9L

‎ mandeha courant 220V sy 12V (adaptable)

‎•Tena pratique satria tsy mila manasa amin'ny tanana intsony 😍

‎•Mety tsara amin'ny ankajo madinika
‎Ankajon-jaza, tee-shirt, sous vêtements, culotte,bakiraro sns

‎•Système automatique :
‎manasa,manakobana,misy minuteurs sy sèche linge

‎📌Pliable tsy mibahan-toerana. No mora ampiasaina. ❤️

‎ PRIX 85000AR

‎• Capacité 9L
‎• Pliable, facile à ranger
‎• Lavage rapide & économique

🎉🎁PRIX BÔJO 😉Solde 20000ar daholo ny kapantsika izao fa araraoty aingana, tsy ahita prix bojo otranio tsony nareo vao la...
09/12/2025

🎉🎁PRIX BÔJO 😉
Solde 20000ar daholo ny kapantsika izao fa araraoty aingana, tsy ahita prix bojo otranio tsony nareo vao lany reo an, vonjivonjeo JP en mp aingana 😊😉
📌 livraison hatrany dia mandefa faritra

Sac bandoulière coach 👜 motif cerise Tena tendance amizao ity cerise ity 😍🍒📌3 couleurs disponibles 📌 Qualité 💯💯💯💯
09/12/2025

Sac bandoulière coach 👜 motif cerise
Tena tendance amizao ity cerise ity 😍🍒
📌3 couleurs disponibles
📌 Qualité 💯💯💯💯

SAC BANANE 10.000ar 🎁🎁🎁gros plus 20 pièces 9000ar4 couleur disponible 📌 livraison sy mandefa faritra
09/12/2025

SAC BANANE 10.000ar 🎁🎁🎁
gros plus 20 pièces 9000ar
4 couleur disponible
📌 livraison sy mandefa faritra

BRACELET 7 semaines & BAGUE 💍💍   🤗📌25000ar seulement 🎁🎁🎁
06/12/2025

BRACELET 7 semaines
& BAGUE 💍💍

🤗
📌25000ar seulement 🎁🎁🎁

Address

Antananarivo

Telephone

+261349298770

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mira Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share