Toujours sains

Toujours sains Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Toujours sains, Shopping & retail, Ambohipo, Antananarivo.

27/10/2024

ASTUCES harivariva 😇 Zarazarao sao mahasoa ny hafa!

Raha mila fanampiana ianao @ fanamafisana ny énergie ilain’ny vatana, hanatsarana ny fandevonan-kanina, ary hanampy anao @ perte de poids, na migarder ligne

Alaharo ho izy ny fihinanana sakafo eo ambony lovia rehefa mihinana iny ianao:

✅ Atombohy amin'ny legioma izay manakarena fibre. Manampy amin'ny fandevonan-kanina! Mba ho sady ela ela vao noana

✅ Ny manaraka proteinina (hena) : manampy amin'ny fananganana muscles. Manome angovo tsara ho an'ny vatana ary mampa mora voky haingana

✅ Ny glucide no tsara hohanina farany (toy ny ovy, vary, na paty…), Ny fibre sy proteinina nohaninao teo aloha dia hampiadana ny fidirany glucide hisorohana ny fiakaran'ny siramamy ao amin'ny ra

📢 Aza adino ny mihinana moramora ary mitsako tsara (32 mâches)

📢 Misotroa Eau Vive Malagasy eo anelanelan'ny sakafo: Fadio ny misotro be loatra rehefa misakafo mba hisorohana ny fandotoana ny ranom-pandevonan-kanina

Address

Ambohipo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Toujours sains posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share