28/09/2025
Hellooo❤️
RÉSULTAT DU JEU
Tsara ho fantatra aloha fa ny mahazo voalohany no mahazo ny demi-botte izay nosafidiany tamin’ireo 2, ny faharoa kosa mahazo izay tsy nalain’ny voalohany.
Gagnante 1:
👉🏻 Emyah Emychia
👉🏻Lot: demi-botte à lacet pt 36🫶
Gagnante 2:
👉🏻 Maman Elijah
👉🏻Lot: Demi-botte noir pt 36🫶
Marihina fa nanaraka tsara ny fepetra izy ireo, izay ho alefako ao amin’ny commentaires🤗
👉🏻Récupération Itaosy fa tsy manao livraison
Dia hiangaviana ianareo mba handefa mp.
Merci à tous❤️