Rap gasy mada

Rap gasy mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rap gasy mada, Ambondrona, Antananarivo.

Bifa Gng Official โค๐Ÿ”ฅ
23/11/2025

Bifa Gng Official โค๐Ÿ”ฅ

Nos chansons sont dรฉsormais disponibles sur ces plateformes.๐Ÿ’—
https://play.mw.fm/aloka

Bientรดt Bifa Gng "Fisarahagna" ๐Ÿ–ค

16/11/2025

Rap syga tsy maty๐Ÿ”ฅโค
Merci Bifa Gng Official fa mamay๐Ÿ‘Š๐Ÿป

01/11/2025

Awn ny hevitrโ€™areo amzany๐Ÿ˜‚

๐Ÿ”ดHoy ny mpanakanto   : ยซAFAKA TAONA VITSY2 DE HITERAKA AHO,IANAO ,NAMANAO ARY NY HAVANAO.๐Ÿ”ดTSY MANDINIKA VE IANAO NA MISY...
28/09/2025

๐Ÿ”ดHoy ny mpanakanto : ยซAFAKA TAONA VITSY2 DE HITERAKA AHO,IANAO ,NAMANAO ARY NY HAVANAO.

๐Ÿ”ดTSY MANDINIKA VE IANAO NA MISY TAHOTRA NY HITERAKA ,AHOANA NY FIAINAN-JANAKO,FAHASALAMANY,NY FOMBA FIAINANY ETO AMINโ€™NY TY FIRENENA ITY,DIA HO LAZAIKO AMINโ€™NY ZANAKO VE FA ANY IVELANY NO TENA NOFINOFY FA TSY HOE ETO MADA IHANY DE EFA HAVITANA HOAVY MAMIRATRAโ‰๏ธ

โŒTSIA,IZANY FONA VE โ‰๏ธ

FOTOANA IZAO ,HANOVANA NY MARARY ,HOANY ZANAKO ,HOANY TARANAKO โœŠ๐Ÿป๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

VAO MIEMOTRA AMINโ€™ZAO TSIKA DIA VOMAIKA OLANA

NDAO ISIKA FA NA IZAHO NA IANAO DIA SAMY HO HISY TARANAKA MANDIMBY ETO AMINโ€™NY FIRENENAยป

Politika Ranoray

โ€ผ๏ธ MAMPITANDRINA AN'I RAJOELINA SY NTSAY๐Ÿ‘‰ NY TAFIKA, ZANDARY SY POLISY๐Ÿ‘‰ TSY MANAIKY BAIKOIN'NY JENERALY BAOMBA IZY IREO ...
28/09/2025

โ€ผ๏ธ MAMPITANDRINA AN'I RAJOELINA SY NTSAY
๐Ÿ‘‰ NY TAFIKA, ZANDARY SY POLISY
๐Ÿ‘‰ TSY MANAIKY BAIKOIN'NY JENERALY BAOMBA IZY IREO ...

๐Ÿ”ด Mpikambana maro eo anivon'ny Tafika sy Zandarimaria ary Polisim-pirenena, ny manamboninahitra Jeneraly, manamboninahitra ambony, Kaomisera, Manamboninahitra, Manamboninahitra lefitra dia nanao fanambarana manery ny filoha Andry RAJOELINA sy ny Praiminisitra NTSAY hitady vahaolana haingana.

๐Ÿ”ด Mampitandrina an'ny Jeneraly Richard Ravalomanana izy ireo mba hisitaka amin'ny fanomezana baiko mivatana ny hery filaminana satria tsy manana anjara asa eo anivon'ny foloalindahy intsony ny filohan'ny Antenimieran-doholona izay Zandary efa misotro ronono.

๐Ÿ”ด Mitaky ny hamoahana haingana ireo zanaka Malagasy nosamborina ihany koa ireto mpikambana maro eo anivon'ny Tafika sy Zandarimaria ary Polisim-pirenena ireto.

===========================
====== FANAMBARANA=======
===========================

๐Ÿ‘‰ Izahay mpikambana maro, manamboninahitra Jeneraly, manamboninahitra ambony, Kaomisera, Manamboninahitra, Manamboninahitra lefitra ato amin'ny Tafika sy Zandarimaria ary Polisim-pirenena, dia manao izao fanambarana izao.

๐Ÿ‘‰ Tena menatra izahay eo imasonareo zanakay, vadinay, fianakavianay, indrindra indrindra eo anatrehanareo tanora malagasy. Malahelo koa izahay mahita anareo ray aman-dreny maro miantsoantso malahelo ny zanantsika, noho ny tsy fahafahanay manampy mivatana anareo. Samy naniry isika rehetra ny hanana taraka sambatra sy tafita eo amin'izao fiainana izao. Ny ankizy indray anefa ity no manome lesona sy zary miady irery.

๐Ÿ‘‰ Maro tokoa ny zanakay no nandeha nitolona, ary nanome lesona anay ray aman-dreny, tsy voatazona ao an-trano mihintsy, hitady ny ho aviny hono. Mahatsiaro malemy izay, te hitroatra mafy tokoa manoloana ny daroka sy fampijaliana ireto tanora, zandry zanaka ireto, izay ho avin'ny firenena.

๐Ÿ‘‰ Efa maro ny fifandresendahatra natao an'Andriamatoa minisitra telo lahy, ny komandy roa lahy ny Tafika sy Zandary, ny DG ny Polisim-pirenena, koa Andriamatoa Prรฉsident, Andriamatoa Praminisitra, tena manosika anay handray fanampahakevitra hentitra mivatana izao toe-javatra ataonareo mpanome baiko izao, fa mandraisa fanampahakevitra haingana ianareo, tsy hitaran'ny raharaha, ka hanjary hananosarotra ny hanarina azy, fa zary feno koa ny fรฒ sy ny kapoakanay.

๐Ÿ‘‰ Avoay haingana ireo zanaka malagasy nosamborina ireo.

๐Ÿ‘‰ Averinanay indray, fa tsy manana anjara asa eo anivon'ny foloalindahy intsony ny jeneraly Ravalomanana, izay efa misotro ronono, ka aoka hisitaka amin'ny fanomezana baiko mivatana ny hery filaminana, ary koa ho fanajana azy zoky.

๐Ÿ‘‰ Isika namana rehetra, efa heno sy hita ny fandraisantsika andraikitra, ny consignes nomenareo ny Miaramila, Polisy sy Zandary an-daharana, fa mila mandray andraikitra bebe kokoa miara isika satria tsy vitsy koa ireo namantsika mbola miohampefy eny an-kianja, ho tombotsoan'ny vahoaka sy ny firenena iombonana.

๐Ÿ‘‰ "Ho an'ny tanindrazana".

The legendary ๐Ÿ”ฅ๐Ÿง 
25/08/2025

The legendary ๐Ÿ”ฅ๐Ÿง 

12/08/2025

Fab's Brownz feat. Basta Lion - Gold Digger (official lyrics video)

Deuxiรจme track de l'album Brownz Is The New Gold qui devrait pas tarder ou pas.
Enjoy!
Tiktokeo jusqu'ร  clip miboaka eee! ๐Ÿ˜‚๐Ÿ”ฅ
Lyrics video by Sergio Mickael โ€ข SM IMAGE
๐ŸŽน : Smaeleann

Dรฉjร  disponible sur YouTube et sur Spotify aussi.

๐Ÿ”ฅ ๐‘๐„๐’๐€๐๐„ ๐ˆ๐‹๐€๐˜ ๐“๐„๐ƒ๐ƒ๐˜ ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐ฆ-๐›๐š๐๐ฒ ๐ง๐š๐ง๐š๐จ๐ฏ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ซ๐š๐Ÿ๐ข๐ง๐ฒ. Hoy i Lucia tompom-bady no sady tompon'ilay teddy jaune   :"๐˜ผ๐™ฏ...
24/07/2025

๐Ÿ”ฅ ๐‘๐„๐’๐€๐๐„ ๐ˆ๐‹๐€๐˜ ๐“๐„๐ƒ๐ƒ๐˜ ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐ฆ-๐›๐š๐๐ฒ ๐ง๐š๐ง๐š๐จ๐ฏ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ซ๐š๐Ÿ๐ข๐ง๐ฒ.

Hoy i Lucia tompom-bady no sady tompon'ilay teddy jaune :

"๐˜ผ๐™ฏ๐™–๐™›๐™–๐™™๐™ฎ ๐™ข๐™—๐™– ๐™–๐™ซ๐™š๐™ง๐™š๐™ฃ๐™ค ๐™ข๐™ค๐™ง๐™–๐™ข๐™ค๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™š๐™™๐™™๐™ฎ ๐™–๐™ ๐™ค ๐™ง๐™–๐™๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™ฉ๐™š ๐™–๐™๐™–๐™ก๐™–๐™ก๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ง๐™–๐™ ๐™ค ๐™ก๐™š ๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™œ๐™–๐™ก๐™–๐™—๐™–๐™™๐™ž๐™ฃ'๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™ฉ๐™ฎ ๐™‰๐™– ๐™๐™ค ๐™™๐™ค๐™ง๐™–๐™ ๐™ค ๐™–๐™ง๐™ฎ , ๐™ž๐™ฃ๐™ฎ ๐™ข๐™ž๐™ซ๐™š๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ฉ๐™ฎ ๐™›๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ก๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ž๐™ฉ๐™–๐™›๐™ž๐™ฉ๐™–๐™›๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ ๐™ค ๐™ง๐™š๐™๐™š๐™›๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™–๐™ค ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™ง๐™–๐™ฃ๐™ค๐™ ๐™ค ๐™ฏ๐™– "

๐Ÿ‘i Lova moa ilay nitafy teddy ka nandefa sary tamin'ny facebook lazain' Lucia fa mpangala-badin'olona.
JOUR NA ALINA

๐Ÿ“ผ BON PLAN MIXTAPE ๐Ÿ“ผ 24 JUIL: ROOHY (no comment bar)25 JUIL: AGRAD OFISIALY (By J Club Discothรจque)25 JUIL: FAGNOROLAHY ...
24/07/2025

๐Ÿ“ผ BON PLAN MIXTAPE ๐Ÿ“ผ

24 JUIL: ROOHY
(no comment bar)
25 JUIL: AGRAD OFISIALY
(By J Club Discothรจque)
25 JUIL: FAGNOROLAHY SHOW
(Ratsilahy & Fab's Brownz /1ere Partie: Ghet's Pos - Steawrld)
(Palais De L'Ambiance Moramanga)
26 JUIL: Diibs. - Jรดh Nathan - Atounah - Kharim's - Njeck)
(Jao's Pub)
26 JUIL: Etibar's Birthday
(Le Plan B Miandrarivo Ambanidia)

๐ŸŽค๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ“ผ


[LIVE RAP GASY] ๐Ÿ˜Ž SHOW KAIZA : ร‰dition 2025 ๐ŸŽ™๐ŸŽค Artistes : Liloscarnivor, Geoscar, KhrYm (VoayGang), ๐˜พ๐™ช๐™ก๐™ฉ๐™ช๐™ง๐™š  ๐™Ž๐™ ๐™ง๐™ฉ, ๐•ด๐–‹๐–†๐–๐–˜...
22/07/2025

[LIVE RAP GASY] ๐Ÿ˜Ž SHOW KAIZA : ร‰dition 2025 ๐ŸŽ™
๐ŸŽค Artistes : Liloscarnivor, Geoscar, KhrYm (VoayGang), ๐˜พ๐™ช๐™ก๐™ฉ๐™ช๐™ง๐™š ๐™Ž๐™ ๐™ง๐™ฉ, ๐•ด๐–‹๐–†๐–๐–˜, SCKA, Diibs. (Double G.), Frost aka Lil H-y (ROOHY), Steawrld (NegrosAttitude), HGC, Yarif - The Real , Goostmeh, Ei Vlad

๐Ÿ“† Date : Samedi 02 Aout 2025 ร  partir de 14H
โœ… Lieu : TXC 306 Manakambahiny - Eo akaikin'ny Universitรฉ Accem Manakambahiny, amorondalana, mora hita.
๐Ÿ’ธ PAF : 7.000 Ariary (Disponible en ventes dรจs maintenant en DM de artistes taggรฉs)

๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Tongava manohana !

05/04/2025

Commenรงant par ce rappeur talentieux๐Ÿ”ฅ๐Ÿ™Œ๐Ÿป
Bifa Gng "toky"

Address

Ambondrona
Antananarivo
101

Telephone

+261381600598

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rap gasy mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share