Mora tsena

Mora tsena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mora tsena, Shopping & retail, Tananarive, Antananarivo.

27/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Lysan Rabenjamina, Rakotoarisoa Victor James

28/01/2024

Hello🫱🏻‍🫲🏽
✅Sac raphia tsara kely
❌18000Ar❌
✅Mandray commande izahay,misy doublure sy fermeture
✅Venez en mp ou contactez le 0347342589

15/07/2023

Salama daholo ee🖐🏻
Tsy sac ihany no amidintsika ato a😁,fa ireto misy vokatra kely vaovao😍
Natokana ho antsika indrindra amin'izao ririnina mamirifiry izao😫🖤

🌹Eau de rose🌹
👉🏻Io no vahaolana ho an'ny tarehintsika👩🏻, indrindra isika tia mikarakara azy☘☘
*Manala ny tasy madinika eny amin'ny hodi_tava
*Manamandina tarehy,ho antsika manana hoditra maina
*Demaquillant ihany koa izy ho antsika te hanala tanteraka ny maquillage avy nanaovana🌺
☘Midira mp izay liana ary 💬

NB:Produit naturel avokoa ny anay🤎🦋

26/09/2022

Misy somary boribory fa tsara sady ngeza🥰

Mbola misy hatrany ny sac kelintsika a😍15000ar ny iray,mp avy hatrany izay liana
25/08/2022

Mbola misy hatrany ny sac kelintsika a😍
15000ar ny iray,mp avy hatrany izay liana

16/07/2022

Ireto indray ny manaraka ohh🥰

27/05/2022

Salama daholo e😍
Misy modele vaovao ny sac kelintsika a
Mp ho an'izay liana ary ohh🥰

Address

Tananarive
Antananarivo

Telephone

+261347342589

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mora tsena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share