30/08/2026
Andao raiketintsika amin’izayyy ity projet ity😍
Somary sahirakirana kely teo aloha teo, tsy dia hita matetika teto, fa hanomboka ho tanterahintsika tsikelikely amin’izay ny projet rehetra^^
———————————————————————
Vakio tsara ary satria tsy hamaly mp mikasika ity izahay fa izay manaraka fepetra ihany, eto ihany koa ny hijerenay ny fahavononanao🤗
🏷️Vehivavy iray no tadiavinayy❕❕
(atombontsika amin’izay aloha dia ao aoriana ao mety ataontsika couple kely🥹)
🏷️Vehivavy mahay mandihy fa tsy vao hianatra mandihy (mba manana passe tsara sy mahay mamorona izany fa tsy zah no anontaniana hoe ohatrany ahoana ny ataoko, satria tena tsy talentako ilay izy😂)
🏷️mipetraka manodidina ny centre ville na ambohimanarina (important be ity)
🏷️Vehivavy tena manam-potoana (important indrindra)
❕❕Tsy mamaly mp mikasika ity izahay fa ireto avy ny atao raha vonona:
📌Alefaso Whatsapp amin’ny numéro +261 34 46 220 77 ny
• Bonjour/Bonsoir ( fiarahabana= important be)
• Présentation fohy (anarana, taona, toerana misy anao, ny taille , ny halava,.. sy izay tsara ho fantatray mikasika ilay resaka fandihizana, reseho lahatra izahay)
• Vidéo anao roa farafahakeliny mandihy ( tsy tiktok na trend fa anao manokana)
• Ny fotoananao ihany koa, sy ny antony anaovanao azyy
Izay manaraka an’izay no jerenay ny profil any✨
Somary hentitra kely izahay satria maro ny teo aloha maka ilay akanjo nefa aveo tsy arak’ilay nangatahana sy nifanarahana akory ny retour après , na alainy dia tsy hita izyy
(Ilay fomba fiteny tsy hita izay maharatsy azy moa dia hoe, tsy ilay akanjo lasany no mampalahelo fa ilay toe-tsaina😂)
Miandry anareo zahay ary🩷
Erinandro eo ny fandraisana