19/09/2019
FITSIPIKA ARA BAROTRA ETO AMIN'NY "ALAMAODY BY SOA"
Alamaody by Soa dia "vente en ligne" ihany aloha hatreto fa mbola tsy misy boutique. Ny entana rehetra dia noezahina ho tsara kalitao avokoa ary amin'ny vidiny mirary dia mirary tokoa, raha sanatria misy "défaut" dia voalaza mialoha amin'ny mpanjifa izany.
Noho ireo entana rehetra efa amin'ny vidiny mirary dia tsy misy intsony ny ady varotra.
Manomboka 2000ar ny saran'ny livraison arakaraky ny toerana misy anao.
Hamarino tsara ny entanao rehefa tonga ny livreur, azonao atao ny mamerina ny entana fa kosa efainao foana ny saran'ny livraison.
Raha misy fanontaniana , na sosokevitra sns. . vonona hatrany ny andray anao ao amin'ny mp izahay.
Ny tanjonay? ny fahafaham-po nareo 😊 .
Donc soyez à la mode chez "Alamaody By Soa" 🌺