22/03/2025
👋 salama daholo isika Tompoko😊
📌 Izahay ato amin'ny pejy varotra légumes sy voankazo dia mbola faly anome faran'izay tratra amin'ny fahafam-po ho anao indray.
➡️ Mba mangataka ny avis avy aminareo izahay raha toa ka liana amin'ny fividianana légumes sy voankazo amin'ny tambazotra ianareo.
⭕ Marihana fa ataonay livraison izany 🚲.
👉 Koa mangataka antsika hanisy commentaire na amin'ny hafatra miafina 📬
Izay:
📍 Fanontaniana manitikitika
📍Ny sevice ato aminay ect...
📢 Aorian'izay dia miverina eto amintsika aho hamoka publication ny prix sy ny fepetra rehetra ho raisintsika ao antin'izay firaisan'kevitra ataontsika izay.
👌 Natao izao mba ho fifampitsonjovana sy hanala ny fahasahiranana izay mety tsy azo anoharana misy ao an-tokatrano isika tsirairay avy.
Koa eto dia misaotra sy mankasitraka anareo mpanaraka ato amin'ny pejy🙏
☎️ 0385111135 "whatsapp ''