25/08/2026
Ny Soin sans rinçage TSARA RANDRAGNA dia tsy hoe fotsiny mi active ny boucle naturel nao fa tena soin profonde
⭐Miavaka hoy aho satria mitsabo Raha misy produits activation boucle nampesainao taloha na produit hafa nefa tena nanimba volonao ...tsaboiny aloha ny boucle nao hiverina amn tena nature tsara💁rehefa Salama ny tahom-bolonao dia ho hitanao izany différence ny volo texturé Salama izany
♥️Ny ankamaroany retour amn soin sans rinçage TSARA RANDRAGNA dia 400ml daholo ♥️
💁Aza tara aaaaa fa tsaboy ny volonao mba ho TSARA RANDRAGNA e 🥰