Mi'paozy

Mi'paozy Entreprise spécialisée dans la confection de kimonos judo, karaté, taekwondo et jiu-jitsu. Nous fabriquons aussi des ceintures de toutes les couleurs.

Ceinture 🇲🇬 Made in MadagascarModèle ceinture vita avy ato aminay ihany ireo sary itanareo ireo 📸✨Qualité sy finition te...
01/05/2026

Ceinture 🇲🇬 Made in Madagascar
Modèle ceinture vita avy ato aminay ihany ireo sary itanareo ireo 📸✨
Qualité sy finition tena maha afa-po tsara mihitsy an! 💯👌
Aza misahirana mitady ceinture intsony ❌🔍
fa ato aminay ihany dia ahitana ny ceinture rehetra izay tadiavinao 😍🧵

📏 Refiny:
240cm / 250cm / 260cm / 270cm / 280cm / 290cm / 300cm / 310cm / 320cm / 330cm / 340cm

💰 Vidin'ny ceinture tsotra:
⚪ Couleur blanche = 10.000Ar
🎨 Autres couleurs = 12.000Ar
⚫ Couleur noire = 15.000Ar

📍 Lieu de récupération: Ampitatafika
🚚 Livraison à partir 4.000Ar
📞 Numéro: 034 75 607 17
📩 Tonga dia mandefasa mp na miantso avy hatrany ary e! 😉

🥋 Kimono JJB/Judo/Aikido made in Madagascar 🥋Modèle vita avy ato aminay ity sary asehonay anareo ity a!✨Mety tsara oenti...
16/02/2026

🥋 Kimono JJB/Judo/Aikido made in Madagascar 🥋

Modèle vita avy ato aminay ity sary asehonay anareo ity a!✨

Mety tsara oentina hikotranana JJB/Aïkido/judo...

Qualité tissu mafy tsara ary ny zaitrany dia efa natokana ho mafy tsara ihany koa mifanaraka amin'ny kotrana ampiasana azy 🔥

Disponible sur commande ihany aloha, misy ny taille rehetra.

Ireto avy ny kimono misy ato aminay ary:
✅ Aikido
✅ jiu-jitsu
✅ Judo
✅ Karaté
✅ Taekwondo

Ny ceinture ihany koa dia misy daholo izay couleur tadiavinareo.

Efa betsaka ny clients afa-po an ! Ka aza misalasala intsony manao commande.

📞Mp raha mila fanazavana fanampiny na afaka tonga dia miantso ny 034 75 607 17.

🥋 Kimono JJB/Judo/Aikido made in Madagascar 🥋Ity zao modèle kimono JJB noire vita avy ato aminay ✨Disponible sur command...
15/05/2025

🥋 Kimono JJB/Judo/Aikido made in Madagascar 🥋

Ity zao modèle kimono JJB noire vita avy ato aminay ✨

Disponible sur commande ihany aloha ary misy daholo ny taille rehetra.

Ireto avy ny kimono misy :

✅ Aikido
✅ jiu-jitsu
✅ Judo
✅ Karaté
✅ Taekwondo

Ny ceinture ihany koa dia misy daholo izay couleur tadiavinareo.

Efa betsaka ny clients afa-po an ! Ka aza misalasala intsony manao commande.

📞Mp raha mila fanazavana fanampiny na afaka tonga dia miantso ny 034 75 607 17.

🥋 Kimono JJB/Judo/Aikido made in Madagascar 🥋ity indray ny modèle couleur blanche ary e! ✨Mety tsara hikotranana JJB/Aïk...
08/02/2025

🥋 Kimono JJB/Judo/Aikido made in Madagascar 🥋

ity indray ny modèle couleur blanche ary e! ✨

Mety tsara hikotranana JJB/Aïkido/judo izy ity ary disponible sur commande ihany aloha, misy ny taille rehetra.

Ireto avy ny kimono misy :

✅ Aikido
✅ jiu-jitsu
✅ Judo
✅ Karaté
✅ Taekwondo

Ny ceinture ihany koa dia misy daholo izay couleur tadiavinareo.

Efa betsaka ny clients afa-po an ! Ka aza misalasala intsony manao commande.

📞Mp raha mila fanazavana fanampiny na afaka tonga dia miantso ny 034 75 607 17.

🥋 Kimono JJB/Judo/Aikido made in Madagascar 🥋Ity zao modèle kimono JJB personnalisé vita avy ato aminay ✨Disponible sur ...
04/02/2025

🥋 Kimono JJB/Judo/Aikido made in Madagascar 🥋

Ity zao modèle kimono JJB personnalisé vita avy ato aminay ✨

Disponible sur commande ihany aloha ary misy daholo ny taille rehetra.

Ireto avy ny kimono misy :

✅ Aikido
✅ jiu-jitsu
✅ Judo
✅ Karaté
✅ Taekwondo

Ny ceinture ihany koa dia misy daholo izay couleur tadiavinareo.

Efa betsaka ny clients afa-po an ! Ka aza misalasala intsony manao commande.

📞Mp raha mila fanazavana fanampiny na afaka tonga dia miantso ny 034 75 607 17.

Mirary taona zina ❤️
01/01/2025

Mirary taona zina ❤️

ALERTE LIQUIDATION Kimono Taekwondo.Des kimonos taekwondo bradés à prix sacrifiés. Prix liquidation jusqu'à épuisement d...
10/06/2024

ALERTE LIQUIDATION Kimono Taekwondo.

Des kimonos taekwondo bradés à prix sacrifiés. Prix liquidation jusqu'à épuisement de stock.

Tailles disponibles :
Taille L (1.70m - 1.75m) : 45.000Ar
Taille S ( 1.45m - 1.50m) : 45.000Ar
12 ans : 40.000Ar
10 ans : 35.000Ar
8 ans : 35.000Ar
6 ans : 30.000Ar

Aza tara ary fa mora b ireo an! 😍

Kimonos vita avy ato @ Mi'paozy. Qualité assurée

Tsara e? 😍😍Photo retour avy t@ client anay androany 🥰Mahafinaritra ery mahita ireto sarin'izy mianaka ireto ❤Kimono bleu...
06/04/2024

Tsara e? 😍😍
Photo retour avy t@ client anay androany 🥰
Mahafinaritra ery mahita ireto sarin'izy mianaka ireto ❤
Kimono bleu jiu-jitsu na judo sy ceinture blanche vita avy ato aminay izy io an! 😜
Te itovy @ zareo koa ve ianao?
Aza misalasala ary mandefa ny commande-nao aminay fa vonona foana hatrany izahay hanome fahafaham-po ho anao
contact; 034 75 607 17
Mankasitraka t@ fahatokisana Caramelo Carel
Caramelo Carel

Sary kimono vita avy ato @ Mi'paozy Aza misalasala miantso na mandefa mp fa misy ny taille rehetra izay tadiavinao Kimon...
19/03/2024

Sary kimono vita avy ato @ Mi'paozy

Aza misalasala miantso na mandefa mp fa misy ny taille rehetra izay tadiavinao

Kimono judo,aïkido, taekwondo, karaté....

Afaka miara miasa foana izahay na club ianao na fianarana sns...

Efa maro ireo nahazo fahafahampo tamin'ny fiarahamiasa ka aza misalasala intsony manantona anay

Mandefasa teny miafina ao amin'ny pejy Na miantso avy hatrany ny laharana 034 75 607 17

Kimono karaté, taekwondo et ceinture efa tonga dia dispo hatrany ireo fa aza tara mandefa mp ao @ page na tonga dia mian...
06/03/2024

Kimono karaté, taekwondo et ceinture efa tonga dia dispo hatrany ireo fa aza tara mandefa mp ao @ page na tonga dia miantso ny numéro 034 75 607 17

Address

Ampitatafika
Antananarivo

Telephone

+261327669783

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi'paozy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share