19/03/2022
Salama daholo oh☺Elaela aho izay tsy nipub sary tato sy niresaka taminareo. Ka androany ary dia amoaka vokatra zay nataonay, afaka mandefa commande na miditra mp avy hatrany. Fitoeram-bary izy ireto ah, tsara ny zaitra sady misy loko isankarany ho an'ny mpianatra sy ho any mpiasa ko aza misalasala ary mandefa message. Misaotra mialoha😘😘Satisfait remboursée avec Zafisony confection😉😉
Vidiny: 6.000ariary.