21/07/2021
Notanterahana anio 21 /07/2021
Ny fanadiovana faobe ety Ivelan' ny Tsena Soamanatombo izay niatomboka niainga teny amin' ny lalamby akaikin'ny Colas
Ary nijanona teo alohan' ny Senat Anosy
Izany hetsika izany dia niarahana tamin' ireo Mpivarotra sy ireo Tompon' Andraikitry ny Tsena Soamanatombo
Ny tanjona dia ny Hananana
TSENA MADIO LAVITRY NY ARETINA eto amin' ny Tananan' Antananarivo Tanananantsika .