Mpro pin

Mpro pin Fabrication de meuble
Menuserie en bois

Faly miarahaba antsika indray ary e ! armoire  indray ary e ! 3 portes coulissantes , Dispo de suite avy hatrany ho ants...
05/12/2025

Faly miarahaba antsika indray ary e ! armoire indray ary e ! 3 portes coulissantes , Dispo de suite avy hatrany ho antsika tsy mahandry commande
👉 mesure :H :1 m90 ,larg : 1m70 , prf : 55cmb
👉 Bois de pin massif

12/11/2025
Miarahaba antsika rehetra indray !iza avy ilay mitady étagère de rangement ? ireto misy dispo avy hatrany  ary e! Bois d...
09/07/2025

Miarahaba antsika rehetra indray !iza avy ilay mitady étagère de rangement ? ireto misy dispo avy hatrany ary e! Bois de pin massif foana ny antsika a!

Miarahaba antsika indray ,efa elaela izay ! ireto indray ary aloha misy entana dispo avy hatrany ho an'ireo izay tsy mah...
29/02/2024

Miarahaba antsika indray ,efa elaela izay ! ireto indray ary aloha misy entana dispo avy hatrany ho an'ireo izay tsy mahandry commande e !
✅Lit 2 places
✅Armoire 3 portes
✅Table à manger 6 personnes

Faly miarahaba antsika amin'izao ankatoky ny fety izao!Ireto ary ny tolotra asaramanitra e!Manja be daholo fa ataovy ny ...
24/06/2023

Faly miarahaba antsika amin'izao ankatoky ny fety izao!
Ireto ary ny tolotra asaramanitra e!
Manja be daholo fa ataovy ny safidy !❤❤❤❤
👉Lit 2 places : pin teinté ,varongy ,misy tiroirs
👉Table à manger : pin teinté ,pin naturel ,varongy
👉Etagére bibliothéque :pin teinté

Cc daholo e ! Efa akaiky indray ny fetin'ny Paka a ! mahafaly anay ato @ Mpro pin no manolotra anareo ireto entana ireto...
21/03/2023

Cc daholo e ! Efa akaiky indray ny fetin'ny Paka a ! mahafaly anay ato @ Mpro pin no manolotra anareo ireto entana ireto
👉Vaisselier en pin🍽 ,misy marron sy naturel
👉Table télé en pin 📺,misy marron sy naturel ihany koa
Raha hiala vola ihany ve tsy aleo misafidy ny tsara e ! Ataovy dieny zao ary ny safidy ka manasa anao hiditra mp avy hatrany !
MAFY, MATEZA , MANJA ❤❤❤

Tolotra manjakely @ ty andro natokana  ho antsika vehivavy ty  ! 👉Table scandinave mahafatifatykely !📞0340295509
08/03/2023

Tolotra manjakely @ ty andro natokana ho antsika vehivavy ty !
👉Table scandinave mahafatifaty
kely !
📞0340295509

Mankasitraka ny Action Jeunesse Enfance Madagascar @ fiarahamiasa sy fahatokisana ,mirary soa indrindra tompoko @ fanabe...
02/03/2023

Mankasitraka ny Action Jeunesse Enfance Madagascar @ fiarahamiasa sy fahatokisana ,mirary soa indrindra tompoko @ fanabeazana ny ankizy sy tanora malagasy 🙏🙏🙏
Misokatra @ fiarahamiasa rehetra izahay , ankany ,fianarana ,fiangonana na fikambanana

Salama e ! Misy ny entana sur commande fa misy ihany koa ny dispo de suite ato aminay a ! Table de chevet indray ary alo...
17/02/2023

Salama e !
Misy ny entana sur commande fa misy ihany koa ny dispo de suite ato aminay a !
Table de chevet indray ary aloha e ! dispo izao ireto
📞0340295509

Address

Besarety
Antananarivo
101

Telephone

+261340295509

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpro pin posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share