22/05/2026
Tongava maro hijery fanomezana hoan’i Neny❤️🛍️
🎁 FOIRE AUX CADEAUX POUR MAMAN 💐
Andao hiara hisafidy ny kadoa tsara sy mendrika indrindra ho an’i Neny ! ✨
📅 Ny Zoma 29 ka hatramin’ny Alahady 31 Mey, tongava ety amin’ny Carrefour Ankorondrano, fa maro ireo marika miavaka miandry anareo.
Ho hitanareo ety avokoa ireo karazana fanomezana sy marika ankafizinareo, hahafahanao misafidy izay tena hampifaly an’i Neny 💝
🕙 Ora fisokafana :
• Zoma sy Sabotsy : 10h – 19h
• Alahady : 10h – 13h
Aza tara, tongava misafidy ary ataovy miavaka ny fetin’i Neny amin’ity taona ity 😊
-----------------------------------------------------------------
🎁 FOIRE AUX CADEAUX POUR MAMAN 💐
Préparons ensemble le cadeau parfait pour faire plaisir à Maman ! ✨
📅 Du vendredi 29 au dimanche 31 mai, rendez-vous à Carrefour Ankorondrano où de nombreuses marques vous attendent.
Retrouvez une belle sélection de cadeaux et de vos marques préférées, pour choisir l’attention idéale qui fera plaisir à votre maman 💝
🕙 Horaires d’ouverture :
• Vendredi et samedi : 10h – 19h
• Dimanche : 10h – 13h
Ne manquez pas ce rendez-vous et faites de cette Fête des Mères un moment inoubliable 😊