23/07/2026
🚗 LEXIA 3 FULL CHIPS – DIAGBOX v9.150 🚗
FITAOVANA DIAGNOSTIC PRO HO AN'NY PEUGEOT, CITROËN, DS SY OPEL!
Mila fitaovana fitiliana fiara matanjaka sy azo antoka ve ianao? Setra amin'ny olana amin'ny boîtier tsotra? Inty ny Lexia 3 Full Chip tena kalitao miaraka amin'ny logiciel Diagbox Version 9.150 vaovao!
🔥 MODEL:
Boîtier FULL CHIPS (Revision C - Gold Edge): Boîtier feno chip kalitao ambony (Relais NEC, Optocoupleurs, Chip Fujitsu) – Tsy misy coupure na miala fifandraisana mandritra ny diagnostic sy ny codage.
Diagbox v9.150 Version Vaovao: Version offline (tsy mila internet), efa activated vonona ampiasaina. Mahaka ny fiara rehetra hatramin'ny modely vaovao indrindra!
🛠️ AHAFAHANA MANAO ASA MARO (FONCTIONS):
🔍 Lecture & Effacement Défauts: Fitiliana sy famonoana voyants rehetra amin'ny tableau de bord (Moteur, ABS, Airbag, BSI, BSM, FAP, AdBlue...).
📊 Données en direct (Live Data): Hijerena ny fandehan'ny moteur sy ny capteurs amin'ny fotoana rehetra.
⚡ Test d'actionneurs: Fitsapana ny pompes, ventilateurs, injecteurs, verrouillage sy fitaovana elektronika.
⚙️ Codage sy Adaptation: Programmation pièces vaovao, codage clé, réinitialisation vidange, sy fanovana configurations amin'ny BSI.
📦 PACK COMPLET MIARAKA AMINY:
Boîtier Lexia 3 Full Chip (Rev C / Gold Edge)
Câble principal OBD2
Câbles USB (fohy sy lava)
Câble Pinces batterie / Module
Logiciel Diagbox v9.150
📞 AHAZOANA AMIN'NY CONTACTS:
📲 Téléphone / WhatsApp: 037 27 96 350 / 034 79 08 575
🚚 Livraison sy Expedition manerana ny Nosy
💵 PRIX 600.000Ar