Chez karm'Elle

Chez karm'Elle Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez karm'Elle, Shopping & retail, 0348252777, Antananarivo.

04/06/2025
Ilaina be ity BANDEAUX cheveux ity am aiza fotoana❤❤✅izy ireto dia hafa mihintsy ny tissus❤Tena malefaka elastice tsara❤...
30/04/2025

Ilaina be ity BANDEAUX cheveux ity am aiza fotoana❤❤
✅izy ireto dia hafa mihintsy ny tissus❤
Tena malefaka elastice tsara❤
✅ny couleurs koa tena tsara.

❌raha misy maha liana anao dia tongava ato am MP fa mandray anao aho.
✔vidiny tsy miova 1500ar hatrany

✅afaka manome prix de gros.

Arivage pataloha mihaja😍😍😍Ataontsika prix promo izy anh❤❤Tout 20000ar ny 1😱😱😱😱😱Mihaja be kalitalo tsara sady matevina ts...
14/03/2025

Arivage pataloha mihaja😍😍😍
Ataontsika prix promo izy anh❤❤
Tout 20000ar ny 1😱😱😱😱😱
Mihaja be kalitalo tsara sady matevina tsara elastice ❤❤❤❤❤❤
✅✅manao livraison ho anizay anaterana.

Salama daholo isika rehetra😍😍😍Ireto indray ny arivage alefatsika mora dia mora am zao fiatombohany izao😮😮Pulle matevina ...
12/03/2025

Salama daholo isika rehetra😍😍😍
Ireto indray ny arivage alefatsika mora dia mora am zao fiatombohany izao😮😮
Pulle matevina sady mafana tsara izy ireto.
❌❌vaovao daholo izy ireto importé daholo
Raha misy maha liana dia mitongava MP fa valiko dahlo.

Ireto indray ary ny arivage 😱😱😱😱Jereo anie eee tena waaaaawwww😮😮😮Ataontsika mora hatrany foana izy ireto✅1500ar hatrany ...
11/03/2025

Ireto indray ary ny arivage 😱😱😱😱
Jereo anie eee tena waaaaawwww😮😮😮
Ataontsika mora hatrany foana izy ireto
✅1500ar hatrany ny vidiny
✔raha liana ianao tongava miresaka amiko.
Tena tsara kely anie e😍😍😍😍😍

18/02/2025

Na ory sy malahelo aho ety dia Jéhovah no mihevitra izay momba ahy.
😍😍😍😍😍😍

18/02/2025

Ny zavatra rehetra dia hainy ny mino
❤❤❤❤❤

Mbola manana bandeaux cheveux isikaCouleurs tena top avokoa❤❤Tissus ihany koa tena tsara❤❤Ho antsika mitady zavtra tsara...
04/01/2025

Mbola manana bandeaux cheveux isika
Couleurs tena top avokoa❤❤
Tissus ihany koa tena tsara❤❤
Ho antsika mitady zavtra tsara dia ato am page 1500ar ny 1❤❤❤
Afaka manantona avy hatrany ary e
❤❤❤❤❤❤❤❤

03/01/2025

Izay mbola tsy namantsik ato
Ilazao izy hanaraka page fa efa anombaka isika
Mora anefa tsara.
+cadeaux

Address

0348252777
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez karm'Elle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share