14/05/2026
😃
🌱 VOAMBOATAVO TSARA KALITAO🌱
Fantatrao ve fa ny voamboatavo dia manankarena otrikaina ilain’ny vatana? Na dia kely aza izy, dia mitondra tombontsoa lehibe ho an’ny fahasalamanao!
✅ Manatsara ny hery fiarovan’ny vatana
Misy “zinc” sy “antioxydants” manampy hiaro amin’ny aretina.
✅ Tsara ho an’ny lehilahy
Manampy amin’ny fahasalaman’ny prostate sy ny herin’ny filahiana.
✅ Manampy amin’ny torimaso tsara
Ahitana “magnésium” izay mampitony ny saina sy ny vatana.
✅ Manatsara ny volo sy ny hoditra
Manankarena “vitamine” sy “acides gras” mahasoa.
✅Manankarena zinc sy magnésium → manamafy vatana sy hozatra
✅Manatsara ny fandevonan-kanina
✅ Mety amin’ny fo sy lalan-dra
✅Mety tsara ho an'ny Diabétique
💪 Ho an’ny lehilahy indrindra :
Manampy amin’ny fanatsarana ny fahasalaman’ny taovam-pananahana sy ny hery ara-nofo.
🍵 Fomba fihinana:
Afaka hohanina mivantana, atao dite, na afangaro amin’ny sakafo isan’andro.
🌱 Safidy voajanahary, mora ary mahomby!
👉 Ampidiro ao anatin’ny sakafo andavanandro ny voamboatavo, dia ho tsapanao ny fiovana!
(voany) :15.000ar /100g
:20.000ar /100g
💚 Tandremo dieny izao ny fahasalamanao!