Blessing Market

Blessing Market Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Blessing Market, Shopping & retail, Antananarivo.

🎧 Boutique en ligne | Écouteurs, Airpods & accessoires tech amin'ny vidiny mirary .

✅ Garantie & qualité
📦 Gros & détail
🚚 Livraison Madagascar

📲 WhatsApp : +261 38 76 803 75

24/08/2026

👀 Efa nahita écouteur Bluetooth misy écran ve ianao? 🎧

Andramo ity A9 PRO avec écran digital et tactile ity✨
Kely nefa feno fonctionnalités!

🔊 Bass profonde
📱 Écran intégré
🔋 Autonomie jusqu’à 20H
🎁 Accessoires complets
▶️ Jereo ao amin’ny vidéo ny options rehetra.

💰 50 000 Ar — Blanc
💰 55 000 Ar — Noir mat

🚚 Livraison misy frais — à partir de 3 000 Ar

💬 Hanao commande? Alefaso MP ny :
Contact + Lieu + Couleur

📞 WhatsApp & Contact rapide : 038 76 803 75


🎧 ÉCOUTEURS 3ème GÉNÉRATION — DISPONIBLES ! ✨Mitady écouteurs pratique, moderne ary confortable ve ianao? 😊Ity écouteur ...
20/08/2026

🎧 ÉCOUTEURS 3ème GÉNÉRATION — DISPONIBLES ! ✨

Mitady écouteurs pratique, moderne ary confortable ve ianao? 😊
Ity écouteur bluetooth 3 ème génération ity tena mety be aminao,
Na mpanao sport ianao,na gamer,na tia mozika,na olon-tsotra ihany koa

🔥 Vidiny: 45.000 Ar

💥 Bass profonde — Feo tsara sy mahafinaritra
🔋 Autonomie jusqu’à 20H — Maharitra ela ny batterie
✨ Pratique & confortable — Mora ampiasaina sy entina
✨ Compatible @ iphone & Android

🎁 Misy surprise kely ho an’ireo commandes voalohany !

🚚 Livraison disponible à Tana sy Faritra

📩 Raha hanao commande :
Alefaso MP ny contact + lieu de livraison.

📞 Contact & WhatsApp : 038 76 803 75

🎧 Blessing Market — Commandez simplement, profitez pleinement !

Hello les followers 🥰Elaela tsy tato fa mbola nanomana zavatra tsara be ho anareo..mbola ato daholo ve?Misy an'ity paget...
19/08/2026

Hello les followers 🥰

Elaela tsy tato fa mbola nanomana zavatra tsara be ho anareo..mbola ato daholo ve?

Misy an'ity pagetsika vaovao ity Blessing Smart mba abonneo azafady oh 😊

Ao indray isika mitohy amin'ny aventure manaraka 🔥🔥🔥

mankasitraka 🥰

🔥 𝐀𝐢𝐫𝐏𝐨𝐝𝐬 𝐀𝟗 𝐏𝐑𝐎 𝐀𝐕𝐄𝐂 𝐄́𝐂𝐑𝐀𝐍 𝐃𝐈𝐆𝐈𝐓𝐀𝐋 𝐓𝐀𝐂𝐓𝐈𝐋𝐄 🔥
Mitady écouteur tsy mora lany batterie, tsara feo ary tena stylé ve ianao?
Ity A9 PRO ity dia mety aminao mihitsy! Ny écran digital tactile eo amin’ny boîtier no tena mampiavaka azy, sady tena pratique be izy ity

✅Écran tactile intelligent
✅Son mazava + basses puissantes
✅Mahazaka 5–6h fihainoana tsy tapaka
✅Batterie hatramin’ny 20h miaraka amin’ny étui
✅Bluetooth 5.3 — connexion rapide sy stable
✅Technologie ANC — manampy mampihena ny feo manodidina
✅Compatible amin’ny iPhone, Android & PC
✅Livré miaraka amin’ny accessoires complet

🔥 Ny tena mampiavaka azy?
Izy misy 𝐞́𝐜𝐫𝐚𝐧 𝐝𝐢𝐠𝐢𝐭𝐚𝐥 𝐭𝐚𝐜𝐭𝐢𝐥𝐞 𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐞́𝐭𝐮𝐢 😮‍💨🔥 Mora ampiasaina sady miavaka kely enao mampiasa azy 😉

✅ Prix : 60 000 Ar
✅ Couleurs disponibles : Noir & Blanc

‼️ Vitsivitsy ihany ny stock-ntsika, ka aza miandry ela!
📩 Alefaso MP aminay miaraka amin’ny 𝐜𝐨𝐧𝐭𝐚𝐜𝐭 + 𝐥𝐢𝐞𝐮 𝐝𝐞 𝐥𝐢𝐯𝐫𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧 𝐚𝐧𝐚𝐨 .

10/08/2026

🚨🔥 PROMO — STOCK LIMITÉ! 🔥🚨

🎧 A.I.R.P. 😊.D.S. 3ème Génération

💥 Bass profonde
🔋 Autonomie batterie jusqu’à 20H
✨ Pratique, moderne & confortable

🎁 CADEAU HO AN’NY 10 VOALOHANY
🚚 LIVRAISON GRATUITE!

⚠️ 10 commandes voalohany ihany no mahazo livraison offerte!

📍 Livraison : Tana / Faritra

📩 Hanao commande?
Alefaso MP avy hatrany ny:
👉 Sary + Contact + Lieu

📞 Contact & WhatsApp : 038 76 803 75

🔥 Aza miandry ho lany stock — commandeo dieny izao! 🎧


10/07/2026

Redisponible ity Black A9 pro ity ho anareo client niandry fatratra 😍

aleo ataotsika 55.000 Ar ihany ny vidiny na efa niakatra kely ary ny masokarenany 😊

❌ Vitsivitsy ny stock fa tonga dia mba mandefa contact+ lieu ary sary ianao raha anao commande.

08/06/2026

🔥 BLACK A9 PRO – Écouteur Bluetooth Premium

Raha mitady écouteur classe, moderne ary kalitao ianao dia ity no safidy tsara 😍

✨ Tombony:
✅ Bass midoboka tsara
✅ Batterie maharitra
✅ ANC / ENC
✅ Écran digital tactile
✅ Design élégant
💸 Prix : 55.000 AR

📲 WhatsApp : 038 76 803 75
🛵 Livraison TANA & FARITRA

⚠️ Stock limité – aza tara!
📩 “BLACK A9 PRO +contact + lieu” ao amin'ny MP raha anao commande


Redisponible ity blackpods pro ity.55.000 ar.araraoty fa vitsivitsy ny stock ❗
03/06/2026

Redisponible ity blackpods pro ity.
55.000 ar.

araraoty fa vitsivitsy ny stock ❗

😎 Ny olona marani-tsaina misafidy qualité 👌

🔥 BLACKPODS PRO _ SON PRO MAX 🔥
Ilay écouteur tena tendance be amin'izao.

💰 Prix promo : 55.000 AR

✔️ Son madio be
✔️ Bass mahery
✔️ Batterie maharitra ela
✔️ Tsy makarary sofina
✔️ Mety amin’ny téléphone rehetra
✔️ Afaka andraisana appel

📩 Soraty hoe " Mp" dia omenay details na tonga dia mba alefa Mp ny contact sy lieu de livraison ho an'izay anao commande maika.
📞 Contact & Whatsapp: 038 76 803 75

❗ Araraoty fa vitsivitsy ny stock ❗

🛵 LIVRAISON TANA/PROVINCE


25/05/2026

🔥 Batterie matanjaka + bass mahery = BlackPods Pro 🎧🖤

Mety tsara amin’ny hira, appel, vidéo, sport , voyage na déplacement isan’andro.
Mety amin'ny téléphone rehetra( Android & iphone)

💵 55.000 Ar fotsiny
📦 Livraison Tana sy Faritra

📞 WhatsApp & Contact rapide: 038 76 803 75
👉 Commande MP: contact + toerana livraison

❌Stock limité ❌


Mitady housse AirPods tsara tarehy sy protectrice ve ianao? 😍Ity no safidy tsara indrindra atolotray ho anao: design pre...
19/05/2026

Mitady housse AirPods tsara tarehy sy protectrice ve ianao? 😍

Ity no safidy tsara indrindra atolotray ho anao: design premium, effet miroir, anti-choc ary mora entina isan’andro.

✅ Anti-choc
✅ Effet miroir
✅ Avec pendentif argenté
✅ Légère & fine

💰 15.000 Ar fotsiny

📩 Alefaso MP ny contact sy lieu de livraison raha anao commande

📦 Misy modèle hafa disponible ao amin'ny commentaire alefanay tout à 15.000 ar daholo 👇🏿

🛵 Livraison Tana/ faritra

Ho antsika mpanao vente en ligne 😊Raha ianareo no teo @ toerako dia inona no navalinareo😅?Tsy tiako alefa intsony ny toh...
12/05/2026

Ho antsika mpanao vente en ligne 😊
Raha ianareo no teo @ toerako dia inona no navalinareo😅?
Tsy tiako alefa intsony ny tohiny fa tena hoe misy ilay client dia tena manahirana 😂

Ohatrinona ny ady varotra nataon'ny client taminareo ka tena ambany be loatra?

Alefaso eo amin'ny commentaire hoe👇🏿👇🏿

Address

Antananarivo

Telephone

+261387680375

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Blessing Market posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share