05/03/2022
Vakio hatramin ny farany fa mahasoa anao ity
Tatara tena nisy ity
Indray andro,nisy miaramila iray tany amin ny tafika iray
Izy io dia lehilahy tena nanankina ny fiainany tamin Andriamanitra
Azo lazaina tena nafana fo tamin ny asa fanompoana sy fanarahandia an Jesoa kristy izy
Indray andro ary,araka ny fanaony dia mandoalika mivavaka izy rehefa alohan ny andeanana anao rassemblement
Teztra anefa ny lehibeny,izay olona azo lazaina fa tsy mbola mino an Andriamanitra sady tsy mino ny fisiany akory
Ary efa saika nibedy lava ity miaramila ity ny lehibeny nohon ny fandaniany fotoana mivavaka fona
Nanao zay analambaraka ity miaramila ity ary ny lehibeny ka niantso azy ankeo ampovoan izy rehetra rehefa fotoana nanaovana rassemblement iny ka hoy izy:
Raha tena misy tokoa izany Andriamanitra ialahy izany dia ity ny fanalahidin ny fiara io dia alaivo io ka akisao eto
Ka nefa io miaramila mpanompon Andriamanitra io efa fantan izy rehetra fa tsy mahay na inona na inona momba ny resaka fiara na kely aza
Nandoalika ary ity mpanompon Andriamanitra alohany nidirany ny fiara ary nivavaka
Vita ny vavaka dia nidtra ny fiara izy....ary tongany tamin ny toerana tokony ametrahana azy ilay fiara
Gaga ny rehetra namany sady nitomany ary nandoalika ka nifona taminy hoe: mifona izahay fa tena misy tokoa izany Jesoa Kristy ivavahanao izany
Nanainga ny capot ny fiara mo ny lehibeny sady niantso azy oe mino an Andriamanitra tokoa aho, ary nasehony azy fa fiara tsy misy toerana ilay fiara nasina nakisaka saika analambaraka ny mpanompon Andriamanitra...
Fehiny sy hafatra hoantsika mpanaradia an I Jesoa Kristy:
Matetika isika no misy te analabaraka amin ny fanarahandia an Tompo, ka nefa hoy aho aminao oe ampitomboy ny finoanao ary aza kivy manoloana ireo fahavalo sy mpanenjika...mbola ho itan izy ireo ny voninahitr Andriamanitra eo aminao
Maereza daholo
raha nahalina anao dia inviteo ny namana i j aime page ary partageo