04/12/2025
Araraoty fa efa Kely sisa Dia NOEL anie 😍Tsy Mbola tara Raha izao vao hanaingo trano .Mañana décoration mety amin'izao fety akaiky izao mihitsy izahay .
Mety ihany koa na hanaovana décoration hafa toy ny mariage, batheme sns ...
*Led 3m 5000ar(alimentation pile)
*bougie 4 cm 2500ar /gros 2000ar (efa misy pile miaraka aminy )
*mini lanterne 12cm 10.000ar (efa misy pile miaraka aminy)
* rideau led 3*3m dorée , blanc 35.000ar
Manao livraison sy mandefa any amin'ny Faritra izahay.
tél : 034.65.434 .21