Books & Chocolate

Books & Chocolate Librairie- salon de thé qui est focalisé sur le chocolat

Un lieu de détente où vous pourrez vous révigorer physiquement, mentalement et intellectuellement car c'est tout cela le plaisir que nous offre les livres, et le chocolat 😊 faut pas l'oublier celui là 😉😉.

Books & Chocolate souhaite une excellente réussite à tous les candidats du CEPE 2026. Nos enfants sont capables de grand...
16/06/2026

Books & Chocolate souhaite une excellente réussite à tous les candidats du CEPE 2026. Nos enfants sont capables de grandes choses ! 🌟

Efa kely sisa dia ho tonga ny fotoana📢‼️Jifao ny Tapakilanao‼️🎟️
15/06/2026

Efa kely sisa dia ho tonga ny fotoana📢‼️
Jifao ny Tapakilanao‼️🎟️

📢 FANASANA MANOKANA HO ANAO! 🇲🇬✨

😍🚨25 jona 2026 maraina 🚨🚨

://www.facebook.com/profile.php?id=100083058496207

Ho fanomezam-boninahitra ny Volan'ny Teny Malagasy, manasa antsika rehetra hanatrika ny hetsika "GASY VIBE", fotoana iray hankalazana sy hampiroboroboana ny hakanton'ny teny sy ny kolontsaina malagasy.
🎭 Hisy fifaninanana sy seho maro isan-karazany: 📝 Teny miaina an-tsehatra (Literatiora) 📖 Velomina an-tsehatra 🇲🇬 Gasy mianjaika – Hakanton'ny kolontsaina sy fitafy malagasy 🎤 Kabary – Fanehoana ny hakanton'ny teny malagasy 🎶 Poezia – Tononkalo mampita fihetseham-po sy hafatra
👑 Hiavaka ihany koa ny fisian'i Hasina Ratera sy ny VONINKAZO DIA COMPAGNIE ARANGAO.
📅 25 Jona 2026 🕘 Manomboka amin'ny 9 ora maraina 📍 Grande Salle – Kaominina Ambohitrimanjaka
🎟️ Fandraisana anjara: • Billet simple : 3 000 Ar • Réservation : 5 000 Ar
📞 Raha mila fanazavana fanampiny: 038 83 100 22 / 034 17 712 47
👉 Andao hiaraka hanandratra ny teny sy ny kolontsaina malagasy! Aza adino ny mizara sy mampahafantatra ny namana sy ny fianakaviana. 🇲🇬❤️
🇲🇬

Ouf izay vao afaka hiposter-na ato😮‍💨Nanao ahoana ny fihetseham-po anareo tamin'ilay fahatapahana teo?😂impiry no no-rede...
12/06/2026

Ouf izay vao afaka hiposter-na ato😮‍💨

Nanao ahoana ny fihetseham-po anareo tamin'ilay fahatapahana teo?😂impiry no no-redemarrer-na ny telephone😂😭?

Izany eo ihany fa aza adino ny fotoanantsika rahapitso an😉!

🇩🇪 REJOINS-NOUS AU CLUB D’ALLEMAND ! 🇩🇪Envie de faire découvrir une nouvelle langue à vos enfants ou de vous initier vou...
11/06/2026

🇩🇪 REJOINS-NOUS AU CLUB D’ALLEMAND ! 🇩🇪
Envie de faire découvrir une nouvelle langue à vos enfants ou de vous initier vous-même dans une ambiance conviviale ? Le club d'allemand ouvre ses portes ce week-end ! 📚✨

📆 Samedi 13 juin
⏰ De 8h30 à 10h
👧 À partir de 5 ans
💰 Participation : 2000 AR
📍 Lieu : Bibliothèque Books&Chocolate, près de l'église FJKM Fiakarana Fiderana.

Les places sont prêtes, les livres aussi, il ne manque plus que vous ! Venez partager un moment ludique et enrichissant. ✨

𝕀𝕫𝕒 𝕞𝕠𝕒 𝕚 ℍ𝕒𝕤𝕚𝕟𝕒 ℝ𝕒𝕥𝕖𝕣𝕒⁉️🤍I Hasina Ratera Hasina Ratera PEJY Ofisialy moa no anisan'ny hanafana ny Hetsika "Gasy Vibe"🇲🇬...
11/06/2026

𝕀𝕫𝕒 𝕞𝕠𝕒 𝕚 ℍ𝕒𝕤𝕚𝕟𝕒 ℝ𝕒𝕥𝕖𝕣𝕒⁉️
🤍I Hasina Ratera Hasina Ratera PEJY Ofisialy moa no anisan'ny hanafana ny Hetsika "Gasy Vibe"🇲🇬 izay karakarain'ny Bibliothèque Books&Chocolate✨🎉 amin'ny halalan'ny Literatiora an-tsehatra❤️

Andao hahafantatra bebe kokoa ny momba azy ary isika eh😃ℹ️🧠.

🔹Nanomboka nanoratra tononkalo izy tamin’ny faha-16 taonany ary nanomboka niantsa tamin’ny fankalazana madinidinika teo anivon’ny fianakaviana sy ny fiaraha-monina tamin’ny faha-18 taonany. Taty aoriana dia niantsa tamin’ny onjam-peo izy, nisy fotoana nitsahatra, avy eo niditra tao amin’ny fikambanana TTM, saingy nisafidy ny hanohy ny lalany amin’ny maha-mpanakanto mahaleo tena azy.

🔹Nihamaro ny fanasana azony avy amin’ny onjam-peo sy fahitalavitra samihafa. Tamin’ny taona 2025 dia namoaka ny bokiny voalohany mitondra ny lohateny hoe “VONINKAZODIA”, ka nanomboka nandray anjara tamin’ny varotra sy fampirantiana boky ary niantsa an-tsehatra tamin’ny hetsika literera isan-karazany. Vonona hatrany izy handray anjara amin’ny sehatra hampiroboroboana ny asa soratra malagasy.

🔹Eo amin’ny lafiny mozika kosa, efa nanomboka namorona hira izy tamin’ny faha-20 taonany. Nisy fotoana nitsahatra noho ny antony manokana, saingy nony taty aoriana dia niverina namorona hira indray, nisafidy ny gadona tena maha-malagasy, nampifangaroina amin’ny tsiro maoderina kely mba hanatsarana ny kalitaony.

🔹Miresaka ny hakanton’ny zavaboarin’Andriamanitra sy ny fahalehibeazany ary mampisongadina ny maha-malagasy ny ankamaroan’ny hirany. Izy tenany no mamorona ny tonony sy ny feon-kira rehetra. Nanomboka tamin’ny taona 2019 dia efa namoaka sangan’asa an-tsary sy an-kira tamin’ny haino aman-jery samihafa izy, ary efa nisy fanadihadiana sy fampahafantarana momba azy sy ny zavakantony nataon’ny radio sy fahitalavitra maro.

🟥Ny faniriany lehibe dia ny hitondra lavitra sy hampisongadina ny sangan’asa tena maha-gasy ho reharehan’i Madagasikara.

10/06/2026

😂😂😂😂😂

« Un spectacle littéraire, c’est lorsque les mots prennent vie sur scène pour transmettre des émotions, raconter notre h...
09/06/2026

« Un spectacle littéraire, c’est lorsque les mots prennent vie sur scène pour transmettre des émotions, raconter notre histoire et célébrer notre culture. »

Le spectacle littéraire est une forme de spectacle où la littérature sort des livres pour être vécue sur scène. Au lieu de simplement lire un texte, on le fait vivre grâce à la voix, aux gestes, à la musique, au chant, à la danse ou encore à la mise en scène.

Autrefois, à Madagascar comme ailleurs, la littérature se transmettait beaucoup à l’oral : à travers les kabary, les angano, les hainteny ou les tononkalo. Les gens se réunissaient pour écouter, apprendre et partager des émotions. Le spectacle littéraire reprend cet esprit de transmission, mais sous une forme plus moderne et artistique.

Dans un spectacle littéraire, le public ne vient donc pas seulement “regarder”. Il vient :
• découvrir la beauté des mots ;
• ressentir les émotions transmises par les artistes ;
• apprécier la richesse d’une langue et d’une culture ;
• réfléchir aux messages véhiculés par les textes ;
• vivre une expérience à la fois culturelle et divertissante.

Dans le cas de Gasy Vibe, il s’agit d’un spectacle littéraire qui met à l’honneur la culture malagasy. À travers le kabary, les poésies, la valorisation du fitafy malagasy et les différentes prestations artistiques, le public est invité à redécouvrir l’identité malagasy et la richesse de notre patrimoine.

C’est justement ce qui rend ce type de spectacle si particulier : il éduque, émeut et divertit en même temps. ✨📚🎭🇲🇬

Vous pouvez déjà acheter vos billets en mp ou à la bibliothèque Books&Chocolate📥.

🎟️Billet simple: 3000Ar
🎫Reservation:5000Ar

Efa afaka jifaina ny billets ho antsika izay hanatrika ny seho goavana "GASY VIBE" amin'ny 25 Jiona ho avy izao🎉🇲🇬❤️Hisy...
08/06/2026

Efa afaka jifaina ny billets ho antsika izay hanatrika ny seho goavana "GASY VIBE" amin'ny 25 Jiona ho avy izao🎉🇲🇬
❤️Hisy seho-kanto iarahana amin'i Hasina Ratera PEJY Ofisialy
💚"Gasy Mianjaika": Miss&Mister Malagasy
🤍Fifaninanana "Kabary"

Tapakila:
•Tsotra:3000Ar
•Famandrihan-toerana:5000Ar

L'avenir n'est pas écrit, il se subit ou il se crée. ✨Victor Hugo résume parfaitement la puissance de notre état d'espri...
08/06/2026

L'avenir n'est pas écrit, il se subit ou il se crée. ✨

Victor Hugo résume parfaitement la puissance de notre état d'esprit face au futur. Là où certains voient un mur et d'autres un brouillard, les audacieux y voient un terrain de jeu et une opportunité d'agir.☀️

Bonne semaine!🤍

Afaka jifaintsika ny billet fa aza tara an🔔!Hiaraka hianoka anaty kanto Malagasy isika miaraka amin'i Hasina Ratera PEJY...
04/06/2026

Afaka jifaintsika ny billet fa aza tara an🔔!
Hiaraka hianoka anaty kanto Malagasy isika miaraka amin'i Hasina Ratera PEJY Ofisialy ❤️💚🤍.
Amin'ny 25 Jiona ho avy izao ny fotoana!📌

Address

Ambohitrimanjaka/Mahitsy Ambany/Juste Après Le Pont
Antananarivo
102

Telephone

+261346391062

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Books & Chocolate posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category