𝐌𝐢𝐥𝐲

𝐌𝐢𝐥𝐲 Ici, on déballe, on découvre et on craque 🫣

🌸 Shopping • Unboxing • Bons plans • Lifestyle 🌸

Bienvenue chez Mily ✨

04/09/2026

Bonsoir 🥰

Suspendu daholo aloha ny livraison sy récupération anay manomboko demain fa marary mafy ny dadabe anay dia lasa any daholo zareo anh 🥺 (Famille-ako daholo mantsy ny miara miasa amiko)

Mialatsiny indrindra re dia alefako publication eto hoe rahoviana no miverina anh 🙏

Premier jour d’école pour Mimi 🥹❤️(Andeha hitomany kely aloha maman) 🥺
03/09/2026

Premier jour d’école pour Mimi 🥹❤️

(Andeha hitomany kely aloha maman) 🥺

Fa nareo ve aloha mbola liana amin’ilay Budget Planner? Hanafatra aho mantsy dia ho ataoko disponible de suite amin’izay...
02/09/2026

Fa nareo ve aloha mbola liana amin’ilay Budget Planner? Hanafatra aho mantsy dia ho ataoko disponible de suite amin’izay sûr fa mahazo daholo nareo 😍

Rehefa tonga mihintsy vao proposé-ko eto am page 😍

Inona ny couleur tadiavinareo? Izao aho dia manao sondage aloha 🥰

(Tsy mbola afaka mamaly anareo aho hoe misy ambony ve ilay ao ou pas fa mbola betsaka ny clients mbola tsy namaly hoe alainy ny azy sa remboursé-na sns dia tsy maintsy miandry an’izay aloha) 🫶

01/09/2026

Mon premier Baby Boomer 🥹❤️

Ahoana ny fahitanareo azy? 🥰
Vao mianatra mihintsy 🫶

01/09/2026

Iza no mbola manana articles fournitures scolaire any o?
Alefaso ao amin’ny commentaire miaraka amin’ny sary sy prix sao mbola misy liana mantsy 😍😍
Za zao misy ilaiko fa ataovy ao amin’ny commentaire ao o (cartables, trousses, crayons de couleurs, feutres…) 🫶

Tsy aiko raha misy ohatranah ato? Fa tena tsy manavanana anah ilay mandray note amin’ny support numerique 😅Ilay manoratr...
31/08/2026

Tsy aiko raha misy ohatranah ato?

Fa tena tsy manavanana anah ilay mandray note amin’ny support numerique 😅
Ilay manoratra amin’ny cahier ihany no tiako 🫣

Hanomboka ity ny septembre dia miova agenda indray aloha 😍 Ty l’etudiant ity no nalaiko, tiako kelyy ny poziny 😍😍

Hellooo! Nisy clients ve nanao commande BUDGET PLANNER tamin’ilay en gros iny ka mbola tsy nandefasako message hoe efa t...
31/08/2026

Hellooo! Nisy clients ve nanao commande BUDGET PLANNER tamin’ilay en gros iny ka mbola tsy nandefasako message hoe efa tonga ny commande azafady indrindra ? 🥺

Mba andefaso message aho ry reto azafady raha toa ka 🫶❤️

Ny disponible de suite miandry kely anh, miandry ny clients sasany hamaly tsika dia ny ambony alefako disponible de suite eto amin’ny page 🥰

Tena mampalaelo ireto ilay zaza rehefa maniry nify ah 🥺 Zao vao nahazo fanafody fa tamin’ny alina tena tsy natory mihint...
30/08/2026

Tena mampalaelo ireto ilay zaza rehefa maniry nify ah 🥺 Zao vao nahazo fanafody fa tamin’ny alina tena tsy natory mihintsy fa narary be azy ilay izy 🥺

Demain vao mamaly message aho fa mikarakara ato aloha anh 🫶

✨ ARTICLES SUR COMMANDE (ENVOI AÉRIEN) : EN COMMENTAIRE - VAGUE 1✨Ity ary ny première vague anh, AO AMIN’NY COMMENTAIRE ...
28/08/2026

✨ ARTICLES SUR COMMANDE (ENVOI AÉRIEN) : EN COMMENTAIRE - VAGUE 1✨

Ity ary ny première vague anh, AO AMIN’NY COMMENTAIRE NY ARTICLES REHETRA proposen’i Mily 🥰
Efa ao ny prix sy ny photo réelle (ao amin’ny sous-commentaire)

‼️ CONDITIONS ‼️

✅ Acompte 50% exigé (Dimanche 30 Août aho no mandray acompte farany)
Alefa amin’ity numéro ity ny 50% azafady indrindra o :
033 71 455 18
Mbolatiana Emeline Raharimalala
Soit 50% du montant total + frais de retrait)

✅ Arrivée dans 10-15 jours (après le 30 Août)

Izay proposé-nay ao amin’ny commentaire ihany aloha no disponible fa tsy mandray articles sur devis intsony aloha izahay 🙏

Address

Antananarivo
101

Telephone

+33752393641

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝐌𝐢𝐥𝐲 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 𝐌𝐢𝐥𝐲:

Shortcuts

Share