Ma boutiko

Ma boutiko Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ma boutiko, Shopping & retail, Antananarivo.

Biberon et tétine disponible
26/05/2023

Biberon et tétine disponible

Biberon dbb disponible25.000arBouillotte 30.000ar
18/03/2023

Biberon dbb disponible
25.000ar
Bouillotte 30.000ar

Biberon et protège disponible
09/02/2023

Biberon et protège disponible

Articles disponible de suite
07/02/2023

Articles disponible de suite

Chemise sortie d'usine tena tsara qualité👌👌
03/02/2023

Chemise sortie d'usine tena tsara qualité👌👌

28/08/2022

Fikafika fanasitranana nify manaintaina✅

Miarahaba antsika rehetra. Atolotra antsika eto anio indray ny fikafika kely rehetra mety hampitoniana ny nify manaintaina. Mandrapandeha dentiste dia ireto misy fomba natoraly ahafahana manasitrana ny fanaintainan'ny nify:


✅Ranona ''menthe'' , manasitrana ny fanaintainana rehefa mihetsika iny ny areti-nify. Ampangotraho anaty rano ny ravina menthe vitsy ary ampangatsiahana, rehefa matimaty dia kobanina amin'iny ny ativava.

✅Ny clou de girofle. Ampiana vovona clou de girofle kely ny faritra manaintaina amin'ny nify, na ihany koa huile de clou de girofle in-droa mitete. Ho hitanao fa vetivety dia sitrana ny nify manaintaina.

✅Ravin-goavy. Ampangotrahina ary avela angatsiaka ny ravin-goavy ary anakobanana ny ativava. Afaka tsakoina mandrapamoakany rano ihany koa ka iny no manasitrana ny areti-nify.

✅Ny tongolo gasy. Potserina ny hasina tongolo gasy ary avy eo dia apetaka eo amin'ny nify marary. Mamono ny microbe mankarary ny nify ny tongolo gasy ary manafaingana ny fialan'ny fanaintainana. Toy izany ihany koa ny ranona tongolo.

✅Ny ranon-tsira ihany koa dia manadio ny microbe anaty vava. Afangarohy anaty rano mafana iray vera ny sira iray sotro kely ary anontsanana ny ativava.

Izay indray ny azo natolotra antsika anio,

Manasa anao Hizara ireo torohevitra maro mahasoa amin'ny hafa 🦋

© Petites Astuces Mdg

Article dispo
10/08/2022

Article dispo

Liquidation tout à 15.000ar
08/08/2022

Liquidation tout à 15.000ar

Drap housseMatevina be
04/08/2022

Drap housse
Matevina be

01/08/2022
Dispo ireto izay intéressé
01/08/2022

Dispo ireto izay intéressé

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma boutiko posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share